Tily Betsiboka

Tily Betsiboka Ny Tily dia fanabeazana tanora skoto protestanta zazalahy, sady mamolavola azy handray anjara hanorina tontolo tsara kokoa. organisation des jeunes scoutismes

28/07/2026

📺 Fitrotrona am-bavaka ny hetska nasionaly rehetra:
📍LASY
📍FIFITI 2026

Ndeha hifampitrotro am-bavaka isika🤍

Lera!!
18/06/2026

Lera!!

 ...Akon'ny  .👉Fanokafana ny   teo ambany fiahian'ny Lehiben'ny Faritra Mpisolo toerana teto    sy ny Ben'ny tanana ny K...
20/03/2026

...
Akon'ny .
👉Fanokafana ny teo ambany fiahian'ny Lehiben'ny Faritra Mpisolo toerana teto sy ny Ben'ny tanana ny Kaominina ambonivohitra MAEVATANANA ary ireo Ekipa Foibe Tily eto Madagasikara.

⭐️ SAMY FILOHA 2026⭐️📅 20-21-22 Martsa 2026👉Ho antsika ato @ Faritany Mahajanga 🚀Isany amin’ireo hetsika fampivondronana...
10/03/2026

⭐️ SAMY FILOHA 2026⭐️
📅 20-21-22 Martsa 2026
👉Ho antsika ato @ Faritany Mahajanga
🚀Isany amin’ireo hetsika fampivondronana ireo Filoha Tily, mba hahafahana manara-maso sy manao tomban’ezaka anelanelam-potoana ny fanatanterahan’ny isam-paritany ny tondrozotra napetraka, ary koa mba hahafahana manamafy izany tondrozotra izany sy mifampizara haizatra.

🚀 Ny faniriana dia ny hisian'ny fiaraha-miasa avy amin'ireo ratsa-mangaika rehetra eo anivon’ny faritany tsirairay mba hanao tanana miara-mandray sy soroka miara-milanja amin’ny fanatanterahana izany.

🎯 Ho an’ity fihaonana ity ho an'ny dia ireo filoha Tily rehetra dia toy izao ny toerana
📍Hitobiana: CRINFP MAEVATANANA
📍Hatoriana: PARC Idealy MAEVATANANA
💵Fandraharahana: 25.000Ar isan’olona
ℹ️ Asaina ise hisoratra anarana an-jotra ato: https://forms.gle/4ah3gQAKF8wAEFfX6 .Azon’ise atao no miantso ny laharana 034 14 760 52 raha misy fanamarihana na fanontaniana manitikitika an’ise.

‼️ Fara-fisoratana anarana: 18 Martsa 2026

Alamino ny fotoana ry mpanabe Tily 👍 ndao hiofana hoan'ny beazina
25/02/2026

Alamino ny fotoana ry mpanabe Tily
👍 ndao hiofana hoan'ny beazina

Fintina an-tsary tamin'ny fankalazana ny 22/02/26, misaotra an'Andriamanitra lehibe, ankasitrahana ny FSM Betsiboka.
23/02/2026

Fintina an-tsary tamin'ny fankalazana ny 22/02/26, misaotra an'Andriamanitra lehibe, ankasitrahana ny FSM Betsiboka.

Address

Maevatanana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Betsiboka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share