13/09/2026
❓❓
Raha roe sambe hafa ty naho ty
📣 ALLO! ALLO! VAOVAO MAFANA 🔥
Nivoaka ny Note n°2026-1460/MEN/SG mahakasika ny Fanabeazana Ara-pananahana Feno (ECS) eny an-tsekoly.
Araka ny voalaza ao, mandritra ny fotoam-pianarana sy ireo hetsika tarihin’ny Ministera dia voarara ny FIZARANA sy ny FAMPORISIHANA ny fampiasana fomba na fitaovana fanabeazana aizana, ary voafetra ihany koa ireo hetsika mikasika ny ECS.
❓ Fa eto no mipetraka ny fanontaniana:
👉 Mitovy ve ny “MAMPAHAFANTATRA” sy ny “MAMPORISIKA”?
Raha ampianarina ny tanora hoe inona ny préservatif, contraception, IST, consentement, grossesse non désirée sy ny fomba hiarovana ny tenany…
👉 Fanomezana fahalalana ve izany, sa famporisihana azy hanao firaisana ara-nofo?
Ipas Afrique Francophone Le centre ODAS Forum Génération Egalité fans Association des sages-femmes ato Matsiatra Ambony de Madagascar Reseau Africain pour la paix, l'éducation, l'égalité et la santé UNFPA Madagascar IYAFP Madagascar Advocacy For Youth Madagascar