15/04/2026
tontosa ihany Koa ny Antsa fampaherezana ireo RAD Zay notontosainay Tao @ tranom pokonolona Mandrosoa Ivato n'y alahady teo
isaorana ireo fiangonana nandray anjara tamin izany.msnsntrna n'y fiaraha mientantsika hatrany izahay Ho fampandrosoana n'y fiainan ireo RAD sy ny ankizy Zay tra pahasembanana