F.CMA.M

F.CMA.M Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from F.CMA.M, Nonprofit Organization, Ivato.

Anisan'ny nanamarika ny andro manerantany ho an'ny Asatanana ny ๐——๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐˜† niarahana tamin'ireo solont...
11/06/2026

Anisan'ny nanamarika ny andro manerantany ho an'ny Asatanana ny ๐——๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐˜† niarahana tamin'ireo solonten'ny avy amin'ny Ministera isantsokajiny sy ireo tompon'andraikitra misahana ny raharaha manokana mahakasika ny ASATANANA ,

Tanjona tamin'izany ny hanamorana ny fahafahan'ireo mpanao asatanana misitraka ny akora fototra ho lasa Asatanana sy taozavatra miavaka ,ao ny hazo ,ny raphia sns......

Tao ihany koa ny hahafahana mampiditra ny mpanao asatanana ho amin'ny sehatry ny manaradalana (Formalitรฉ fiscale ) ,ny fijerena ny sosialy manokana ho azy ireo (Cnaps ) .
Ary tsy ambanin'izany ny firosoana sahady amin'ny dinika ny hanomezan'danja azy amin'ny alalan'ny diplaoman'ny asatanana .

Ankasitrahanay sahady ianareo tompon'andraikitra isantsokajiny mijery lalandava izay hampandrosoana ny asatanana ,izay asa maharitra sady mahavelona.









Fandalovan'dRamatoa Ministra ๐—Ÿ๐˜‚๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ ๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—œ๐—”๐—œ๐—ก๐—”  teo amin'ny stand  ๐—™๐—–๐— ๐—”๐—  omaly nandritra ny fitsidihana ireo tranoheva ...
11/06/2026

Fandalovan'dRamatoa Ministra ๐—Ÿ๐˜‚๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ ๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—œ๐—”๐—œ๐—ก๐—” teo amin'ny stand ๐—™๐—–๐— ๐—”๐—  omaly nandritra ny fitsidihana ireo tranoheva nataony.

-Fampahafantarana
-Fampirantiana ny vokatra vokarin'ireo ๐—–๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐— ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€ ๐—ฒ๐˜ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น'๐—”๐—ฟ๐˜๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ mivondrona ao anatin'ny fikambanana


Ministรจre du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar

10/06/2026
๐ŸŒธ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—Miarahaba ny ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ amin'izao andro manandanja lehibe ho antsika izao .๐ŸŒธ๐—ก๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ? Asa maha...
10/06/2026

๐ŸŒธ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—

Miarahaba ny ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ amin'izao andro manandanja lehibe ho antsika izao .

๐ŸŒธ๐—ก๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ?

Asa mahavelona
Asa maharitra



CMAR Vatovavy Fitovinany
CMA Analamanga
Cma Alaotra Mangoro
CMA BOENY
CMA Toamasina
CMA Vakinankaratra
Cma Rรฉgion Diana
CMA ITASY


๐ŸŒธMadagascar tout un art ร  Moirax.Un moment riche en รฉchanges, en dรฉcouvertes et en valorisation du savoir-faire artisana...
25/05/2026

๐ŸŒธMadagascar tout un art ร  Moirax.

Un moment riche en รฉchanges, en dรฉcouvertes et en valorisation du savoir-faire artisanal malgache ร  travers lโ€™exposition, la musique et la convivialitรฉ. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Nous remercions chaleureusement les organisateurs ainsi que tous les visiteurs pour leur accueil et leur soutien envers lโ€™artisanat malgache.

La FCMAM reste engagรฉe pour promouvoir nos artisans et faire rayonner Madagascar ร  lโ€™international. ๐ŸŒ๐Ÿงต๐ŸŽถ

Isika rehetra no ifanome tanana fa androntsika io ๐Ÿค
19/05/2026

Isika rehetra no ifanome tanana fa androntsika io ๐Ÿค


Ambadiky ny asa-tanana tsirairay dia misy tantara, lova ary fahaiza-manao voatahiry sy ampitaina hatraminโ€™ny taranaka mifandimby.

ยซ ๐—”๐˜€๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† : ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ, ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ, ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ยป io no lohahevitra entina mankalaza ny ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ #๐—๐— ๐—”, izay ho tanterahina ao :

๐Ÿ“ ๐—•๐—–๐— ๐—  ๐—œ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ผ
๐Ÿ“… ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐—๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ
๐Ÿ•ฃ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐Ÿด ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ

Andro natokana hankalazana sy hanomezam-boninahitra ireo mpanao asa-tanana malagasy, izay mampisongadina anโ€™i Madagasikara aminโ€™ny alalanโ€™ny , ny ary ireo miavaka .

๐ŸŒธ๐—•๐—”๐—ญ'๐—”๐—ฅ๐—ง ๐——๐—˜๐—ฆ ๐— ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—ฆ ๐ŸŒธร€ lโ€™occasion de la Fรชte des Mรจres, la CMA Analamanga a le plaisir de vous inviter ร  un รฉvรฉnement ex...
11/05/2026

๐ŸŒธ๐—•๐—”๐—ญ'๐—”๐—ฅ๐—ง ๐——๐—˜๐—ฆ ๐— ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—ฆ ๐ŸŒธ

ร€ lโ€™occasion de la Fรชte des Mรจres, la CMA Analamanga a le plaisir de vous inviter ร  un รฉvรฉnement exceptionnel qui se tiendra du 28 au 30 Mai 2026 au B Avenue Grandidier 72 Isoraka.

Venez nombreux dรฉcouvrir des crรฉations artisanales uniques, partager des moments conviviaux et trouver de magnifiques cadeaux pour faire plaisir ร  nos chรจres mamans ๐Ÿ’

โœจ Artisanat โ€ข Exposition โ€ข Cadeaux โ€ข Ambiance chaleureuse โœจ

โค๏ธOffrez ร  vos mamans un cadeau rempli dโ€™amour et de savoir-faire artisanal.

Nous vous attendons nombreux ! ๐ŸŒท

๐Ÿ“ Direction Moirax !Retrouvez-nous ร  partir dโ€™aujourdโ€™hui jusquโ€™au 10 Mai ร  Moirax pour une sรฉrie dโ€™รฉvรฉnements mettant ร ...
08/05/2026

๐Ÿ“ Direction Moirax !

Retrouvez-nous ร  partir dโ€™aujourdโ€™hui jusquโ€™au 10 Mai ร  Moirax pour une sรฉrie dโ€™รฉvรฉnements mettant ร  lโ€™honneur lโ€™artisanat et le savoir-faire malgache ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

Notre dรฉlรฉgation vous accueillera avec une sรฉlection de produits artisanaux authentiques, รฉlรฉgants et faits avec passion par les artisans de Madagascar.

๐Ÿ—“ 08 au 10 Mai
๐Ÿ“ Moirax,France

Venez dรฉcouvrir, รฉchanger et soutenir lโ€™artisanat malgache ร  travers des crรฉations uniques et pleines dโ€™histoire.

Nous vous attendons nombreux !



Address

Ivato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F.CMA.M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share