Rff Ambavahaditokana

Rff Ambavahaditokana Gestion des dechets

22/12/2025
  :  1e Mai 2021 -  1e  Mai 2025 (4 taona)Nankalazaina anio ny fankalazana ny faha 4 taona  ny Fikambanana RFF FIFA izay...
01/05/2025

: 1e Mai 2021 - 1e Mai 2025 (4 taona)
Nankalazaina anio ny fankalazana ny faha 4 taona ny Fikambanana RFF FIFA izay rafitra iray mpitantana ny fako eto Ambavahaditokana
Ho alefa amin'ny Post manaraka ireo sary fahatsiarovana hatramin'ny niatombohan'ny asan'ny RFF FIFA
MANKASITRAKA IREO MPIARA MIASA REHETRA SY IREO IZAY MBOLA HO AVY AO AORIANA
Isaorana manokana ny Ben'ny Tanana RATOETRARINIANJA JEAN LOUIS nanohana hatrany ny Rafitra

 '_HYGIENENatomboka teny AMBOHIMARINA ny fahampafantarana izany Fitsipi-pifehezana mikasika ny fahadiovana izany.Ilaina ...
06/04/2025

'_HYGIENE
Natomboka teny AMBOHIMARINA ny fahampafantarana izany Fitsipi-pifehezana mikasika ny fahadiovana izany.
Ilaina tokoa ny fanana izany ho entin'isika vahoaka mitsinjo ny fahadiovan'ny tanana, eo ihany koa ny filaminana
Mbola ho avy ny Fokontany hafa sy ny eny amin'ny vohitra rehetra

Sombin'ny tamin'irao fiofanana sy asa vita nandritra ny
18/12/2024

Sombin'ny tamin'irao fiofanana sy asa vita nandritra ny

Address

Ambavahaditokana
Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rff Ambavahaditokana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share