Flèche noire

Flèche noire Antilin' i Madagasikara eto anivon'ny EKAR Masina Misely Itaosy laharana faha 81.

📢HO ANTSIKA ETO ITAOSY SY NY MANODIDINA🎡 Ndao hilalao sy hifety. Akaiky, tsy voatery hiaritra fitohanana ho any an-dreni...
07/05/2026

📢HO ANTSIKA ETO ITAOSY SY NY MANODIDINA
🎡 Ndao hilalao sy hifety.
Akaiky, tsy voatery hiaritra fitohanana ho any an-drenivohitra
👍ZERO EMBOUTEILLAGES, NO STRESS👍
🎡🎠🎪 HIARAKA HISÔMA TSIKA🎠🎡🎪
3 ANDRO BE ZAO.
AMBOARY NY FOTOANA.
TENA FETIM-PIANAKAVIANA
MISY NATAO HO AN'NY ANKIZY
HAHAZO NY ANJARANY NY TANORA
TSY ADINO DADA, NENY
NA BEBE SY DADABE ARY TSY DISO ANJARA

NB : MISY PARKING, MIFEFY NY TOERANA.

toy Zao zahay lay niara nilalao
15/03/2026

toy Zao zahay lay niara nilalao

Tontosa soa amantsara ny récollection nataon'ireo ankizy sy tanora beazina eto amin'ny fivondronana faha-81 Saint Michel...
08/03/2026

Tontosa soa amantsara ny récollection nataon'ireo ankizy sy tanora beazina eto amin'ny fivondronana faha-81 Saint Michel Itaosy, amin izao vanim-potoan'ny karemy izao
Nodinihina tamin'izany moa ny hoe: 💥 Mihaino, mifady, manao asa soa
Fotoana nahafahana Nivavaka,
Nihaino ny tenin Andriamanitra
Nifampizara ary niaina ny mahakristianina.
Misaotra an'Andriamanitra tamin'ny fahasoavany
Ary Misaotra ny rehetra nikarakara sy nandray anjara.

récollection Arivonimamo
07/03/2026

récollection Arivonimamo

Mihaino-Mifady-Manao asa soaArivonimamo
07/03/2026

Mihaino-Mifady-Manao asa soa
Arivonimamo

Mihaino-Mifady-Manao asa soa
07/03/2026

Mihaino-Mifady-Manao asa soa

mpandresy t@ lalao androany
22/02/2026

mpandresy t@ lalao androany

21-22/02/2026
22/02/2026

21-22/02/2026

an-tsary
22/02/2026

an-tsary

antily sy Fanilo misôma
22/02/2026

antily sy Fanilo misôma

Address

Itaosy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Flèche noire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share