Vovonana sy Kiadin'ny Maha Malagasy -VKMM Mikabary

Call Directions

Vovonana sy Kiadin'ny Maha Malagasy -VKMM Mikabary "Ny teny manaitra; ny atao mahatarika"

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo Mpianatra vaovao eto anivon’ny Vovonana sy Kiady ny Maha Malagasy «  V.K.M.M ».TOERAN...
26/08/2026

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo Mpianatra vaovao eto anivon’ny Vovonana sy Kiady ny Maha Malagasy « V.K.M.M ».
TOERANA : IKM ANTSAHAVOLA
ISAKY NY SABOTSY AMIN’NY 02 ORA

FILAN-KEVITRA : 038 86 454 59 / 034 46 981 88

Hanomboka amin'ny fomba ofisialy ny Sabotsy 22 Août 2026 izao, etsy amin'ny  IKM-ANTSAHAVOLA ny fampianarana kabary eto ...
18/08/2026

Hanomboka amin'ny fomba ofisialy ny Sabotsy 22 Août 2026 izao, etsy amin'ny IKM-ANTSAHAVOLA ny fampianarana kabary eto amin'ny Vovonana sy Kiadin'ny Maha Malagasy.
Azo atao vadin'asa ny kabary, ary azo atao asa mihitsy. Tsy diso safidy ianao raha hametraka fitokisana aminay miaraka amin'ireo Mpampianatra za-draharaha.

Mbola mandray anareo hatrany izahay isaka Sabotsy amin'ny 02 ora ka hatramin'ny 04 ora hariva. Faharetan'ny fampianarana : 7 volana.
"Ny teny manaitra,ny atao mahatarika".

20/07/2025

Ny teny manaitra ny atao mahatarika
Andia Kiady 2023

Ny teny manaitra ny atao mahatarika Misokatra ho anareo hatrany ny VKMM
25/01/2025

Ny teny manaitra ny atao mahatarika
Misokatra ho anareo hatrany ny VKMM

Ianareo sisa andrasana tompoko Misokatra ho antsika rehetra ny fampianarana kabary androany amin'ny 02 ora ato amin'ny V...
19/01/2025

Ianareo sisa andrasana tompoko

Misokatra ho antsika rehetra ny fampianarana kabary androany amin'ny 02 ora ato amin'ny Vovonana sy Kiadin'ny Maha Malagasy

Serasera :

Atoa Marcellin : 038 86 454 59
Atoa Samson : 034 50 690 74

Mankasitraka antsika rehetra. Ianareo no hanDRARY izay ho atao amin'ny maha malagasy ka tena ho MPANORINA ho an'ny hoavy...
29/09/2024

Mankasitraka antsika rehetra.
Ianareo no hanDRARY izay ho atao amin'ny maha malagasy ka tena ho MPANORINA ho an'ny hoavy. Sitraka tsy very hasina, telina tsy very haja.

Ny teny manaitra,ny atao mahatarika

Address

Itaosy
101

Telephone

+261329421832

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vovonana sy Kiadin'ny Maha Malagasy -VKMM Mikabary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share