MJA Fianarantsoa Ouest

MJA Fianarantsoa Ouest �Vonona mandrakariva�

Mankasitraka e🥰
05/08/2026

Mankasitraka e🥰

20/07/2026
19/07/2026

Ianaro dieny zao ary fa sao hitsako voanjo eo se @ Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026 .

Aza hadino ihany koa fa isam-piangonana no manomana ny saran-dasy sy mandrindra ny fahatongavana any😊

Zay chef aa 🤧🥺Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026
27/06/2026

Zay chef aa 🤧🥺
Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026

✅Miarahaba ny Malagasy rehetra tsy vaky volo 🇲🇬Nahatratra ny fahatsiarovana ny fiverenan'ny fahaleovan-tena✅ Misaotra ma...
26/06/2026

✅Miarahaba ny Malagasy rehetra tsy vaky volo 🇲🇬
Nahatratra ny fahatsiarovana ny fiverenan'ny fahaleovan-tena

✅ Misaotra manokana ireo solo-tena tonga nanao matso♥️
✅ Mirary fety sambatra haontsika rehetra☺️

‼️Aza hadino fa sabata Rahapitso sady andro manerantany hoan'ny PCM‼️


Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026

Afaka mandefa mp @ Hj Andria izay liana rehetra.
20/06/2026

Afaka mandefa mp @
Hj Andria izay liana rehetra.

Ndao ndray hiaraka ee✊🏽DIA BE fanentanana Ady amin'ny zava-mahadomelina ny alahady 31 mai hoavy izao.Mianga ao Antarando...
28/05/2026

Ndao ndray hiaraka ee✊🏽
DIA BE fanentanana Ady amin'ny zava-mahadomelina ny alahady 31 mai hoavy izao.
Mianga ao Antarandolo ny dia be ary mifarana any Ankofafa
Hoan'ireo izay afaka hanome ra maimaimpoana dia afaka amndefa hafatra miafina.
Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026

Tatitra an-tsary  tapany faha dimyLASY VOROMAHERY (Camping)Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026
27/05/2026

Tatitra an-tsary tapany faha dimy
LASY VOROMAHERY
(Camping)
Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026


Tatitra an-tsary tapany faha efatraLASY VOROMAHERY (Nandritra ny formation)Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026
26/05/2026

Tatitra an-tsary tapany faha efatra
LASY VOROMAHERY
(Nandritra ny formation)
Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026


Tatitra an-tsary tapany fahateloLASY VOROMAHERY Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026
26/05/2026

Tatitra an-tsary tapany fahatelo
LASY VOROMAHERY
Premier Camporée FMSE - Sahambavy 2026


Address

Isorana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJA Fianarantsoa Ouest posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share