24/03/2026
📢🌴🌴 Lasy Ravinala 155 🌴🌴
🗓️ 24 - 31 May 2026, MANTASOA
👉 Fisoratana anarana: Fisy alaina any amin'ny Birao TPTEM Faritany ary ny Filoham-paritany
Ary alefa mailaka amin'ny:
🎯 [email protected]
🎯 [email protected]
Daty farany: 24 Aprily 2026
❌ FEPETRA :
1- Mpiandraikitra nahavita dingam-piofanana Fananterana, ary nampihatra herintaona farafahakeliny.
2- Manana taratasy fanamarinana (certificat) nahavitana Fanomanana sy Fananterana izay navoakan'ny Birao TPTEM nasionaly.
3- Nahavita fanekena Mpiandraikitra na efa miomana amin'izany (efa nandefa taratasy fangatahana fampanaovana fanekena misy daty voafaritra)
4- Mpikambana Tily ara-dàlana (Manana karatra FAFI manan-kery 2025-2026)
5- Atolotry ny:
🧾 Raha Mpiandraikitra: Komitim-pivondronana, Filoham-paritany, Filohan'ny TPTEM Faritany
🧾 Raha Filoha: Filoham-paritany sy Filohan'ny TPTEM Faritany ary Filohan'ny komitim-paritany.
☎️ Hifandraisana
+261 34 96 014 21
💷 Saram-pisoratana anarana : 10 000 Ar Alefa 💰 MVola : +261 34 51 117 95
💰 Airtelmoney : +261 33 70 141 38, antony : "RAVINALA 155" miaraka amin'ny sarany hakana azy (frais de retrait)
👉 Ampanarahana sms misy anarana feno, Faritany, reference Mvola, Ravinala155.
💵💵 Saran-dasy : 70 000 Ar 💵💵
NB:
👉 AZA ADINOINA NY MAMETRAKA NY ANTONY "RAVINALA 155" REHEFA MANDEFA ILAY SARAM-PISORATANA ANARANA MBA TSY HIFANGARO AMIN'NY FIOFANANA HAFA SY ZAVATRA HAFA
👉 AZA ADINOINA IHANY KOA NY MANDEFA ILAY SMS AMIN'ILAY LAHARANA NANDEFASANA FISORATANA ANARANA.
👉 REHEFA FENO NY FETRISA DIA MIFARANA AVY HATRANY NY FISORATANA ANARANA.