Association Miotisoa Madagascar

Association Miotisoa Madagascar "Partageant la connaissance pour le développement commun"
Cette association a pour but de promouvoi

Tongasoa any Inde Nary Arthur😊Nisolo tena ny ministeran'ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana i  Nary Arthur, hand...
13/11/2023

Tongasoa any Inde Nary Arthur😊

Nisolo tena ny ministeran'ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana i Nary Arthur, handrato fahalalana momba ny famokarana ny lamba landy any Inde.
Hanolotsaina ireo mpikambana maro be ato amin'ny Association Miotisoa Madagascar izay misehatra manokana eto an-toerana izy

Marihina fa Inde no firenena anisany manana kalitao ana landy tsara indrindra
Ho hitantsika eny ihany ny fizotrin'ny diany fa arao tsy tapaka ny pejy😊

Address

Imeritsiatosika
Imerintsiatosika
101

Telephone

+261328385683

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Miotisoa Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Miotisoa Madagascar:

Share