Zanak'i Morarano Antongona

Zanak'i Morarano Antongona Natokana ho an'i zanak'i ny Kaominina Ambanivohitra Morarano Antongona,

Mahatsiaro foana na any an-tany Lavitra ary!❤️❤️Mijery kely mianatsimo foana rehefa mandalo eto🙃😊sary nalefany abonné av...
02/08/2026

Mahatsiaro foana na any an-tany Lavitra ary!❤️❤️
Mijery kely mianatsimo foana rehefa mandalo eto🙃

😊sary nalefany abonné avy any Mahazaza Mahitsy avy any,

ialana tsiny fa somary ratsiratsy 😁

Nda hody kely njay aloha 😅🥰
28/07/2026

Nda hody kely njay aloha 😅🥰

Any ambanivohitranay ange ry akama, na hoe dezaka mbola mahatamana💚💚Kanto ery🥰💚💚sary indrana
22/07/2026

Any ambanivohitranay ange ry akama, na hoe dezaka mbola mahatamana💚💚

Kanto ery🥰💚💚
sary indrana

Efa nanao ohatrizao daholo ngamba tsikae😅😂Mirary soa ho an'ireo zandry zanaka miatrika fanadinana💚Sary indrana
20/07/2026

Efa nanao ohatrizao daholo ngamba tsikae😅😂

Mirary soa ho an'ireo zandry zanaka miatrika fanadinana💚

Sary indrana

Nakako seza mintsy nandinika hoe aiza ilay toerana 😅😂Efa a ho 10 minitra vao hitako😅Ny aty ambanivohitra e🥰🥰Sary indrana
17/07/2026

Nakako seza mintsy nandinika hoe aiza ilay toerana 😅😂

Efa a ho 10 minitra vao hitako😅

Ny aty ambanivohitra e🥰🥰

Sary indrana

Aty an-tanàna 💚 Kanto ery🙃💚
13/07/2026

Aty an-tanàna 💚

Kanto ery🙃💚

Tongava mijery baolina fa tena miady tokoa izy ity🙃⚽Alahady 05 Jolay 2026 ao amin'ny kianja NDL Sabotsy Antongona 🏟️🏟️to...
01/07/2026

Tongava mijery baolina fa tena miady tokoa izy ity🙃⚽

Alahady 05 Jolay 2026 ao amin'ny kianja NDL Sabotsy Antongona 🏟️🏟️

tongava manohana ny ekipantsika⚽

Miady izy ato ah minitra faha 60, Mitarika Iray (1)ny FC Tsilo Avarabohitra
26/06/2026

Miady izy ato ah

minitra faha 60,

Mitarika Iray (1)ny FC Tsilo Avarabohitra

Efa ety ve ianareo? 🙃Tratry ny Asaramanitra daholo💚🤍❤️alefaso ao amin'ny coms ny sarinareo ety😅
26/06/2026

Efa ety ve ianareo? 🙃

Tratry ny Asaramanitra daholo💚🤍❤️

alefaso ao amin'ny coms ny sarinareo ety😅

Fanavaozana ho an'ny fandrosoan'i Madagasikara 💚🤍❤️Fankalazana ny faha-66 Taona ny nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan...
14/06/2026

Fanavaozana ho an'ny fandrosoan'i Madagasikara 💚🤍❤️

Fankalazana ny faha-66 Taona ny nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovan-tena💚🤍❤️
hoan'ny Kaominina Morarano Antongona ny 25-26 Jona 2026 ho avy izao🎊

ity ny fandaharam-potoana amin'izany

Asaina ampitiavana isika rehetra 🙃

Tongava maro ho voninahim-pirenena💚🤍❤️

Address

Morarano Antongona
Imerintsiatosika
105

Telephone

+261342445356

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak'i Morarano Antongona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share