Kidabo Fitiba Ihorombe

Kidabo Fitiba  Ihorombe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kidabo Fitiba Ihorombe, Nonprofit Organization, RN 7, Ihosy.

Miala tsiny fa somary Taratara ny lera☺️••Ahay avy ato amin'ny Kidabo FITIBA izay anadihy,rahavavy,zandry nao dia faly M...
27/03/2026

Miala tsiny fa somary Taratara ny lera☺️
••Ahay avy ato amin'ny Kidabo FITIBA izay anadihy,rahavavy,zandry nao dia faly Miarahaba anao Ramatoa amn'izao Fitsingerenana ny izao🎂🎂💗💗
°°Zagnahay anie hitantanana sy hanoro lalana nao amin'ny Adidy Masina izay iandreketanao🙏🙏👏

""Manaova fety sambatra bavy Hanitranirina Laurencia Tirrinay 🥹🥹

Amin'ny zao fankalazana ny andro Iraisam-pirenena ho any Zo ny Vehivavy zao,dia faly Miarahaba anareo Ampela aby💗🥰🙏🤲Lono...
08/03/2026

Amin'ny zao fankalazana ny andro Iraisam-pirenena ho any Zo ny Vehivavy zao,dia faly Miarahaba anareo Ampela aby💗🥰
🙏🤲Lonoky ho soa aby,hambiny amin'ny raha manasatsy🤲🙏
°Carnaval ny vehivavy mankalaza ny 8 Martsa

😊💖

Tahio gn'ategna fa gnan'olo tsy homeny❣️🙏Terak'iBARA😊💖
02/03/2026

Tahio gn'ategna fa gnan'olo tsy homeny❣️🙏
Terak'iBARA😊💖

👉Tanora andra hanao ?👍Agnelagnelan'ny 14-40 gny taonao ?💪Vonona hanao mampandroso da hiady gny tombotsoan'ny tanan'ny BA...
20/02/2026

👉Tanora andra hanao ?
👍Agnelagnelan'ny 14-40 gny taonao ?
💪Vonona hanao mampandroso da hiady gny tombotsoan'ny tanan'ny BARA toy?

Atsika hitraoky aminay Kidabo FITIBA ,midira hikamba aminay fa tsy mialonjafy ahay🙏🙏 ,

Laha tapakevitsy da reto gny iresaho :
Tel: 0349331045/0336733555
FB: Abel Fidelis Ramiandrisoa,

NB : Tsy magnavaky Foko fa lafa terakin'ny Tany toy da mahazo miditsy.


Voly hazo Regional zay nokarakarain'ny DREDD💗🥰Tsy latsa-danja amin'izany koa isika Kidabo FITIBA😘 😁
13/02/2026

Voly hazo Regional zay nokarakarain'ny DREDD💗🥰
Tsy latsa-danja amin'izany koa isika Kidabo FITIBA😘
😁

Ankehitriny dia tsy hohainay Kidabo FITIBA ny tsy hirahaba anao amin'izao fotoana manan-danja izao❤️🥰Félicitation keny r...
30/12/2025

Ankehitriny dia tsy hohainay Kidabo FITIBA ny tsy hirahaba anao amin'izao fotoana manan-danja izao❤️🥰
Félicitation keny ranabavy ee🙏🥳
Mahalehova Mahalasana amin'ny adidy masina izay miandry anao Md Tale isam-paritra misahana ny mponina ny Faritr'IHOROMBE?Hanitranirina Laurencia Tirrinayrinay

Isaora gny Zagnahary 🙏 🙏
23/12/2025

Isaora gny Zagnahary 🙏 🙏

Ny KIDABO FITIBA IHOROMBE dia Faly Miarahaba anao Rangahy aminy nametrahany Fitondrana anao ho Lehibeny Faritsy tsika to...
23/12/2025

Ny KIDABO FITIBA IHOROMBE dia Faly Miarahaba anao Rangahy aminy nametrahany Fitondrana anao ho Lehibeny Faritsy tsika toy.

Tsy raha vahiny hatoro Siragna anao fa olo topony ka mahay gny lala homba.

Lonoky ho ela Fanapaha ka hahavita gny hamboary.

Faly miarahaba anao Keny Madamo TALE  gny Mpikamba KIDABO FITIBA Ihorombe.Lonoky ho ela Fanapaha keny.Ho tahiny Magnitsy...
23/12/2025

Faly miarahaba anao Keny Madamo TALE gny Mpikamba KIDABO FITIBA Ihorombe.

Lonoky ho ela Fanapaha keny.
Ho tahiny Magnitsy.

FANDIOVA KILIBE Vita tamin'ny sabotsy 13/12/25 gny dio kilibe nataon' i KIDABO FITIBA IHOROMBE.Toera mana-kasy voho mana...
14/12/2025

FANDIOVA KILIBE

Vita tamin'ny sabotsy 13/12/25 gny dio kilibe nataon' i KIDABO FITIBA IHOROMBE.

Toera mana-kasy voho manan-tarara io ka tokôtsy laha karakaray soa.
Etagny avao koa tsika fokonolon'Ihosy mba tsy handoto da handrara gn'olo magnamotaky eo. Vakoky itrôfa io ka ndao ho hajay.

Agnatera fisaora Président FITIBA IHOROMBE SOLAY Manantsoa,hanareo raiamandreniny nagnampy da atsika mpikamba tonga teo.

😊🙏

📢📢Maray amin'ny  6ora gny fotoatsika ,da sendry minday gny fitôva je anagna 🧹🧹
12/12/2025

📢📢Maray amin'ny 6ora gny fotoatsika ,da sendry minday gny fitôva je anagna 🧹🧹

Nareo aby...🥰🥰!!!Arakin'ny asa izay efa natomboka ary ho tohizana😊😊Entanina isika Kidabo FITIBA sy izay vahoaka manana f...
09/12/2025

Nareo aby...🥰🥰!!!
Arakin'ny asa izay efa natomboka ary ho tohizana😊😊
Entanina isika Kidabo FITIBA sy izay vahoaka manana fanetretena rehetra fa hanao fandiovana sy fanavaozana ny Kilibe izay toerana anisan'izay manamarika sy mirakitra ny tantara amin'ny Tanin-tsika toy😘💋
°°°Amn'ny asabotsy 13 Desambra hoavy izao ny fotoantsika eo amin'ny Kilibe, amin'ny 6h maraina tsy diso
Entagno aby gny nama 🙏❤️
Tongava maro🎉🎉🎉

Address

RN 7
Ihosy
313

Telephone

+261347249026

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kidabo Fitiba Ihorombe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Kidabo Fitiba Ihorombe:

Shortcuts

Share