OP Akotry

OP Akotry Fikambanana tantsaha Mpamokatra

Ny androany !
13/12/2023

Ny androany !

Izao izahay vao hanetsa !
12/12/2023

Izao izahay vao hanetsa !

Ohatra an'izao izy afaka enimbolana.
01/11/2023

Ohatra an'izao izy afaka enimbolana.

Sakay bec d'oiseauZanany
01/11/2023

Sakay bec d'oiseau
Zanany

Betsaka ihany ny vokatra miakatra aty Ihorombe amin'izao an. Nefa ny ankamaroany koa vidin'ireo mpanangom-bokatra amin'n...
02/05/2023

Betsaka ihany ny vokatra miakatra aty Ihorombe amin'izao an. Nefa ny ankamaroany koa vidin'ireo mpanangom-bokatra amin'ny vidiny mora izany nefa avarony lafo avy eo. Ny tantsaha maro tsy mahatsiaro ny faharariany tamin'ny Afosa sy Asara iny.
Fa na izany, ENGA ANIE HO BETSAKA TOY NY TEO INY IHANY NY ORANA.
Fa lavitra ny havandra sy ny Valala !

20/07/2022

Ny OP Akotry dia Fikambanana tantsaha, ivondronan'ny Tokantrano maniry ny hisehatra bebe kokoa amin'ny tontolon'ny Famokarana eny Ambanivohitra. Ny toerana misy azy dia ao Ambatolahy, Distrika Ihosy Faritra Ihorombe. Koa ity no Pejy ifandraisana amin'ireo mpandraharaha maro misehatra amin'ny fampandrosoana ny tontolo Ambanivohitra.

Address

RN7
Ihosy
313

Telephone

+261345469228

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OP Akotry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share