Zanak'IFANADIANA 312

Zanak'IFANADIANA 312 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanak'IFANADIANA 312, Nonprofit Organization, Ifanadiana.

π˜Όπ˜Ύπ˜Ύπ™„π˜Ώπ™€π™‰π™ 𝙍𝙉 25 π˜Όπ™‰π™π˜Όπ™π™€π™π™π˜Ό.Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo amin’ny RN25, tao Antaretra, akaikin’ny tetezana manoloana ...
15/04/2026

π˜Όπ˜Ύπ˜Ύπ™„π˜Ώπ™€π™‰π™ 𝙍𝙉 25 π˜Όπ™‰π™π˜Όπ™π™€π™π™π˜Ό.

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo amin’ny RN25, tao Antaretra, akaikin’ny tetezana manoloana ny EPP. Fiara Sprinter avy any Manakara no voakasika tamin’izany anio tolakandrony Alarobia ity.

Araka ny vaovao voaray dia tsy nisy ny aina nafoy, saingy olona iray no naratra. Efa nandray andraikitra ny tompon’andraikitra amin’ny fitsaboana sy ny filaminana.

Β©Tantely RANAIVOSON

π˜Ύπ™„π™Žπ˜Ύπ™Š π™ˆπ˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π™…π˜Όπ™π™” π™π™„π™π˜Όπ™‡π™„π˜Όπ™‰π˜Ό π™‘π˜Όπ™‡π™„π™ˆπ˜½π˜Όπ™‘π˜Όπ™†π˜Ό π™‡π™„π˜Όπ™‰π™€ π™•π˜Όπ™•π˜Όπ™‘π˜Όπ™‘π™” 15 π™π˜Όπ™Šπ™‰π˜Ό π™‰π˜Όπ™ƒπ˜Όπ™•π™Š π™ˆπ™Šπ™”π™€π™‰π™‰π™€ 19,17 /20  tao amin`ny CollΓ¨ge     izy ary ...
11/07/2025

π˜Ύπ™„π™Žπ˜Ύπ™Š π™ˆπ˜Όπ™‰π˜Όπ™‰π™…π˜Όπ™π™” π™π™„π™π˜Όπ™‡π™„π˜Όπ™‰π˜Ό π™‘π˜Όπ™‡π™„π™ˆπ˜½π˜Όπ™‘π˜Όπ™†π˜Ό π™‡π™„π˜Όπ™‰π™€ π™•π˜Όπ™•π˜Όπ™‘π˜Όπ™‘π™” 15 π™π˜Όπ™Šπ™‰π˜Ό π™‰π˜Όπ™ƒπ˜Όπ™•π™Š π™ˆπ™Šπ™”π™€π™‰π™‰π™€ 19,17 /20
tao amin`ny Collège izy ary manana vinavina ny hampianatra azy amin`ny CIC Mananjary ny Rainy raha toa ka ampy ny enti-manana.
©️Ando Mananjary

π—₯𝗑25Vohiparara, Ranomafana, Ifanadiana, Mananjary
15/06/2025

π—₯𝗑25

Vohiparara, Ranomafana, Ifanadiana, Mananjary

12/05/2025

πŸ“ Sofera iray no maty nilatsaka tanaty lava-piringa (WC) nihotsaka tany Fandriana omaly tolakandro.

11/05/2025

Rehefa milavo lefona ihany vao azo atao hoe resy , vitanao io raha manohy ny ezaka ianao .

11/05/2025
πŸ’VALIM-BABENAπŸ’I Dada malala sy Neniko izayDia fola-damosina ery taminay.Neny nitaiza, nibaby, nanasa,Dada isan' andro to...
11/05/2025

πŸ’VALIM-BABENAπŸ’

I Dada malala sy Neniko izay
Dia fola-damosina ery taminay.
Neny nitaiza, nibaby, nanasa,
Dada isan' andro torovana niasa.

Izaho no tomady sy tena salama?
I Dada no vizana be nikarama!
Izaho no olom-banona sady hendry tsara,
I Neny no sasatra nikarakara!

Mba inona kosa no havaliko ireny
Fitiavan-tsy ritran' i Dada sy Neny?
Manaraka tsara izay anatra omena,
Mivavaka πŸ™ ho azy no Valim-babena!

P. Robert Ralandy

Address

Ifanadiana
312

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak'IFANADIANA 312 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share