Ino Vaovao Foulpointe

Ino Vaovao Foulpointe IVF ( Ino Vaovao Foulpointe ) Mahavelona Foulpointe

Ary soade tokony ho any Foulpointe hiaraka amin’ireto AVENGERS ireto ?😱🔥🔥🔥EASTER VIBES qui se déroulera le dimanche 5avr...
31/03/2026

Ary soade tokony ho any Foulpointe hiaraka amin’ireto AVENGERS ireto ?😱🔥🔥🔥

EASTER VIBES qui se déroulera le dimanche 5avril 2026 en l'honneur de la célébration du
Pâque.

📍Lieu: terrain EPP Foulpointe
Date : 5 avril 2026.

Paf : 15 000 ar.

Sady efa hainao …NO NENEL NO LIFE 😍🔥

Ahoana ..alamino ny Pro ..ndao ho any Foulpointe amin’ny pâques ✅

🇲🇬FOKOTANY FOULPOINTE🇲🇬MANDROSO VE ISIKA❓🛑Tsy Fokotany "rural" fa "urbain" satria raha ny Plan d'urbanisme Directeur nam...
26/03/2026

🇲🇬FOKOTANY FOULPOINTE🇲🇬

MANDROSO VE ISIKA❓

🛑Tsy Fokotany "rural" fa "urbain" satria raha ny Plan d'urbanisme Directeur namboarina 2018 izay nahazo fankatoavana avy tamin'ny Gouvernement tamin'ny 2021 dia latsaka atsimokely ny centre ville i Ampandroambazaha ary voalaza mihitsy hoe zone industrielle

🛑Na izany aza dia manana potentiel méconnu koa i Ampandroambazaha satria misy ny ranon'ampandroambazah izany loharano 7 miboiboika tsy mety ritra mandava taona ary mamatsy rano an'Andramoma , rano tokony atao analyse phitosanitaire fa mety ho hisy vertu thérapeutique fa tsy mbola misy liana ka hatram'izao dia tsy misy mesure de protection noraisina

🛑Tafiditra ho anisan'ny zone d'extension ny Urbanisme iny faritra iny hampitabatra ny Fokotany Antaratasy sy Foulpointe

🛑Amin'izao 2026 izao aloha dia mbôla indreo ny Zanak'Ampandroambazaha , génération magnaraka

26/12/2025
APPEL A CANDIDATURE ET CONVENTION A L'ÉLECTION DU PRÉSIDENT DU GROUPEMENT DES OPÉRATEUR TOURISTIQUE DE FOULPOINTE
05/11/2025

APPEL A CANDIDATURE ET CONVENTION A L'ÉLECTION DU PRÉSIDENT DU GROUPEMENT DES OPÉRATEUR TOURISTIQUE DE FOULPOINTE

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏🙏🙏🙏🙏Merci Président
14/10/2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Merci Président

Address

Foulpointe
502

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

341388866

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ino Vaovao Foulpointe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ino Vaovao Foulpointe:

Share