Life Skills TMHM

Life Skills TMHM Life skills leads students through a process of examining their personal world and includes 15 vital crucial topic about our daily life

Asaina daholo isika izay nahavita Life Skills tamin' ity 2026. Janvier - Juin, ho avy aty Ambinanikely ny Alarobia 17 Jo...
09/06/2026

Asaina daholo isika izay nahavita Life Skills tamin' ity 2026. Janvier - Juin, ho avy aty Ambinanikely ny Alarobia 17 Jona 2026 izao.
fotoana : 3:00 - 5:00 folak'andro.
Ampitaotao e

Promotion MIRAY Life Skills 112.Miarahaba anareo 16 mianadahy nahavita hatramin'ny farany ny fiofanana. Nahafinaritra ny...
06/06/2026

Promotion MIRAY Life Skills 112.

Miarahaba anareo 16 mianadahy nahavita hatramin'ny farany ny fiofanana. Nahafinaritra ny fiarahana nianatra , nifampizara , nitombo taminareo ! Ary hirarianay ny hitomboanareo hatrany ara-panahy, vatana , saina @ alalan'ny fampiharana izay nozaraina tato @ The Mission House !

06/06/2026
Nanomboka soa aman-tsara ny Life Skills andiany faha - 112.Isaorana Andriamanitra, Isaorana ihany koa ireo izay tonga na...
18/05/2026

Nanomboka soa aman-tsara ny Life Skills andiany faha - 112.

Isaorana Andriamanitra, Isaorana ihany koa ireo izay tonga namaly ny antso.

Nianatra ny Identity : Iza marina moa aho.

Noforonina araka ny endrik' Andriamanitra.
Sarobidy.
Ilaina...

Mirary soa azy mianadahy avy hahavita hatramin'ny farany

Tonga ihany ilay nandrasanaFiofanana Life Skills ianarantsika mahakasika fiainana iainana isan'andro.Misy lohahevitra 16...
11/05/2026

Tonga ihany ilay nandrasana

Fiofanana Life Skills ianarantsika mahakasika fiainana iainana isan'andro.

Misy lohahevitra 16 hifampizarana.

Alatsinainy 18 May 2026 hatramin'ny Zoma 05 Jona 2026.
Sabotsy 06 Jona ny graduation.

Mianatra isa-maraina 8:30 - 11:30

Maimaimpoana hatrany

Voafetra ny toerana ka misorata anarana malaky tsy ho tara.

Fisoratana anarana. Alefa MP
Tel 034 55 503 08.

Famoahana ny andiany faha110. Hafaliana foana ny fahafahana mizara , mizara ilay Tena Fiainana hahafahana manana toe-po ...
07/04/2026

Famoahana ny andiany faha110.
Hafaliana foana ny fahafahana mizara , mizara ilay Tena Fiainana hahafahana manana toe-po tsara hiatrehana fiainana.

Maneho fankasitrahana ireo mpiara-miasa Sy mpiofana rehetra nahafahana nanatanteraka tsara sy nilamina iny 1 volana iny.

Nahafinaritra sy nampitombo ny fiarahana ! Mampientanentana foana ny maheno ny fiovana nentin'ny fiofanana ho an'ny tsirairay avy.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.


Vita soa ny fiofanana Life Skills niarahana tamin' ireo mpianatry ny CEG Ampasy Nahampona,, nanomboka ny 09 Febroary teo...
07/03/2026

Vita soa ny fiofanana Life Skills niarahana tamin' ireo mpianatry ny CEG Ampasy Nahampona,, nanomboka ny 09 Febroary teo ary nifarana ny 06 Martsa 2026. Isaorana etoana ny American Corner Taolagnaro, ny orin' asa Rio Tinto QMM, ny The Mission House Madagascar, angady nanana sy vy nahitana izao fiofanana izao.

Miantra miatrika fiainana, tsy ampy fotsiny ny manana fahaizana sy fahalalana fa tena ilaina ihany koa ny fahaizana miatrika fiainana, mianatra mametraka Vina sy Tanjona, mijery lavitra, ho aiza aho afaka 5taona, 10 taona, inona ny hataoko, ... Mamantatra hoe iza marina moa aho,😊,... ary ireo lohahevitra maro.
Mirary soa ireo Mpiofana hahatratra ireo nofinofiny, ho Tia fianarana hatrany satria io no Lova tsara indrindra, fitaovana mahery vaika hitondrana fiovana ho an' ny firenena.

Ny fiofanantsika manaraka dia hanomboka ny Alatsinainy 09 Mars Izao AO Ambinanikely ary hifarana ny 03 April y izao.

Miarahaba antsika rehetra!Efa ela no niandrasana azy ity, tonga ary ilay fotoana Alatsinainy 09 Mars - 03 Avril 2026. Fi...
02/03/2026

Miarahaba antsika rehetra!

Efa ela no niandrasana azy ity, tonga ary ilay fotoana Alatsinainy 09 Mars - 03 Avril 2026. Fiofanana Life Skills andiany faha - 110.
Toerana Ambinanikely,
Ireo lohahevitra ifampizarana :
- identity: izay marina moa aho
- Vision and goal setting : vina sy Tanjona
- Relationship: Fifandraisana,
- Conflit resolution: famahana fifandirana...
Araraoty fa voafetra ny toerana,

Fisaoratana anarana, afaka alefanao MP

Sarany maimampoana.

02/02/2026

Miarahaba o!
Vita soa ny fiofanana Life skills andiany faha108 , tena nahafinaritra ny fiarahana, ny maheno ny zavatra voarain'ny mpiofana tsirairay.
Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra !

Tahirizo dia ampiharo , ho taranaka mpanova tantara !!
The Mission House Madagascar

Graduation
31/01/2026

Graduation

Address

Fort-Dauphin

Telephone

0345550308

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Life Skills TMHM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share