ALT (Andry-Lalana-Tohana)

ALT (Andry-Lalana-Tohana) Pilier, chemin et support pour le développement social et environnemental de Madagascar - ONG Malagasy basé à Fort-Dauphin

TETIKASA MIRA : Fampahafantarana ireo fomba sy sehatra azo hitorohana ny herisetra atao amin’ny ankizyHanararaotana izao...
05/07/2025

TETIKASA MIRA : Fampahafantarana ireo fomba sy sehatra azo hitorohana ny herisetra atao amin’ny ankizy

Hanararaotana izao fotoana fialan-tsasatry ny ankizy izao, miverina indray ireo fotoam-panentenana azy ireo momba ny zony, tanterahin’ny mpisehatra mavitrika anatin’ny tetikasa MIRA. Nanofana ankizy folo (10) ny ONG ALT, antsoina hoe Club Courageux (vondrona sahy), hitondra fanentanana amin’ireo namany.

Ny datin’ny 04 sy 05 jolay 2025, nanatanteraka fivoriana tao Amparihy, Tanambao I sy Besonjo ny mpikambana avy tao amin’ny Club Courageux. Tonga maro ireo namany, niara-nitafa momba ny herisetra mety mianjady amin’ny ankizy, indrindra fa ireo herisetra ara-pananahana.
Nampahafantarina azy ireo ihany koa ny fomba sy ny toerana na ny manam-pahefana azo antonina rehefa hitoroka ny tranga toy izany. Anisan’izay ny Centre Vonjy, ny Ministère de la Population et des Solidarités (MPS), ny Zandarimaria ary ny Police des Mœurs et de la Protection des Mineurs (PMPM). Azo ataon’ny ankizy ihany koa ny manantona sy miresaka amin’ireo mpikamban’ny Club Courageux satria efa tafiditra ho isan’ny tamban-jotra amin’ny fitorohana izy ireo, izany hoe afaka mitondra ny fitorohana amin’ny manam-pahefana ary azo antoka fa horaisina am-pahamatorana.

Isaorana be dia be ianareo ankizy tonga nanatrika ny fivoriana sy ianareo Ray aman-dReny manotrona hatrany ny zanantsika sy ny zony. Manantena ny fahazotoanareo tsy tapaka amin’ny tetiasa izay mbola hotanterahina manaraka rehetra àry !

Manaraha tsy tapaka ny pejy hahazoana vaovao momba ny asa sahanin’ny ONG ALT.

“Ensemble, nous pouvons agir !”

14/04/2025

FAMPITANDREMANA

Izahay ato amin’ny ALT dia mampahafantatra anareo fa tsy maka vola na mitady vola ho amin’ny fampidirana mpiasa ato aminay.
Noho izany izay olona rehetra maka vola aminareo na inona na inona antony dia mpisoloky izay.

RANDRIANASOLO Valisoa Mahafaly dia tsy miasa ato amin’ny ALT intsony, koa izay zavatra rehetra ataony dia tsy misy ifandraisany aminay.

Natao izao fampitandremana izao ho fiarovana ny ONG ALT sy ny asany.

Nous relançons notre offre d'emploi pour le poste de Responsable du Suivi et de l'Évaluation (M&E).Recrutement local, Di...
21/04/2024

Nous relançons notre offre d'emploi pour le poste de Responsable du Suivi et de l'Évaluation (M&E).

Recrutement local, Disponibilité immédiate

Les candidats intéressés sont priés de soumettre leur CV accompagné de leurs références professionnelles ainsi qu'une copie de leur diplôme au plus t**d le jeudi 25 avril 2024.

Envoyez uniquement vos documents à [email protected]
Irène Rahary
Robson Sosthene

5 mars 2009-5 mars 2024, l'ONG Malgache ANDRY LALANA TOHANA (ALT MG) célèbre ses 15 ans d'existence !Au cours de cette p...
10/03/2024

5 mars 2009-5 mars 2024, l'ONG Malgache ANDRY LALANA TOHANA (ALT MG) célèbre ses 15 ans d'existence !

Au cours de cette période, nous avons mis en œuvre 56 projets, en avons actuellement 3 en cours et 2 en attente de signature de contrat. Nous avons géré un budget total de 6 496 394 403 MGA.

Nous avons déjà accompli tant de choses et il reste encore beaucoup à faire pour améliorer les conditions de vie de la communauté. Nous sommes reconnaissants de la confiance accordée par ALT UK, car ils sont convaincus que le développement vient de nous-mêmes. Un grand merci à Yvonne Orengo pour son soutien infaillible🥰 et l'équipe de ALT UK Immortal love
Nous remercions chaleureusement tous nos partenaires techniques et financiers, ainsi que nos supporters, qu'ils soient proches ou éloignés, car « Ensemble nous pouvons Agir! ».

Nous exprimons notre gratitude envers les membres du Conseil d'Administration pour leur volontarisme en faveur du bien de l'ONG ALT MG:
Robson Sosthene Allain Ranivomanana Eugénie Raharisoa Louisette Norohanta

Irène Rahary Victoria Rafidy

"Cette année 2024, l'ONG ALT MG célèbre la Journée internationale des femmes avec AMPELA MIRAY en couleurs. Cette initia...
10/03/2024

"Cette année 2024, l'ONG ALT MG célèbre la Journée internationale des femmes avec AMPELA MIRAY en couleurs. Cette initiative illustre que la diversité ne devrait pas diviser, mais plutôt unir les gens dans un esprit de compréhension mutuelle et de respect !"
Robson Sosthene Irène Rahary Victoria Rafidy

09/03/2024

AMPELA MIRAY de l'ONG ALT à la celebration de la journee de 8 mars à Fort-Dauphin. Voir 54:35


Ensemble nous pouvons agir!
17/05/2022

Ensemble nous pouvons agir!

Address

Fort-Dauphin
614

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALT (Andry-Lalana-Tohana) posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ALT (Andry-Lalana-Tohana):

Shortcuts

Share