02/09/2026
𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐎𝐌𝐁𝐈𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 – 𝐌𝐁𝐄𝐇𝐎𝐀𝐅𝐀𝐊𝐘 𝐕𝐞𝐫𝐞𝐭𝐨, teknisianina eo an-toerana sy mpamokatra kabone manara-penitra 𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐩𝐢𝐬𝐨, misongadina amin’ny fahaiza-manaony sy ny fandraisany andraikitra
Noho ny fanohanana avy amin’ny tetikasa FAFIRANO IV, dia nahazo izy :
✔️ fiofanana ara-teknika amin’ny fananganana sy fikojakojana fotodrafitrasa
✔️ fitaovana sy akora hanombohana ny asa
Ankehitriny dia efa miasa tanteraka izy 💪
➡️ Mamokatra dalles manara-penitra ho an’ny fotodrafitrasa
➡️ Mampivelatra asa mampidi-bola maharitra
💡 Tsy fiofanana fotsiny izao fa fiovana lehibe :
Lasa mpandray anjara mavitrika amin’ny fiovana izy, mampifandray ny fandraharahana sy ny fampivoarana ny fiarahamonina.
🚀 Manaporofo ny tantarany fa rehefa misy fanohanana sy fitaovana sahaza, dia afaka mamorona fiovana sady manatsara ny fiainany ny olona iray.
Ity fahombiazana ity dia vokatry ny fanohanana avy amin’ny tetikasa FAFIRANO IV, izay notanterahin’ny UNICEF Madagascar niaraka tamin’ny consortium SAHI-CARA.
***
𝐒𝐔𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒 𝐒𝐓𝐎𝐑𝐘 – 𝐌𝐁𝐄𝐇𝐎𝐀𝐅𝐀𝐊𝐘 𝐕𝐞𝐫𝐞𝐭𝐨, technicien local, producteur de latrines conformes aux normes 𝐚̀ 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐩𝐢𝐬𝐨, se distingue par ses compétences et son sens des responsabilités
Grâce à l’appui du projet FAFIRANO IV, il a bénéficié de :
✔️ Une formation technique sur la construction et l’entretien des infrastructures ;
✔️ Des équipements et des matériaux nécessaires au démarrage de son activité.
Aujourd’hui, il est pleinement opérationnel 💪
➡️ Il produit des dalles conformes aux normes pour les infrastructures sanitaires ;
➡️ Il développe une activité génératrice de revenus durable.
💡 Il ne s’agit pas seulement d’une formation, mais d’une véritable transformation :
il est devenu un acteur engagé du changement, conciliant entrepreneuriat et développement communautaire.
🚀 Son parcours démontre qu’avec un accompagnement et des équipements adaptés, chacun peut contribuer au changement tout en améliorant ses conditions de vie.
Cette réussite est le fruit de l’appui du projet FAFIRANO IV, mis en œuvre par UNICEF Madagascar en collaboration avec le consortium SAHI–CARA.