Bemananga ANÔSY

Bemananga ANÔSY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bemananga ANÔSY, Nonprofit Organization, Route Mandena, Bezavo, Fort-Dauphin.

Ny fikambanana BEMANANGA dia mikendry indrindra ny hampiroborobo ny asa fampandrosoana ara-toekarena, ara-tsosialy sy ara-kolontsaina eto amin’ny Faritra ANÔSY (distrikan’i Tôlagnaro, Amboasary-Atsimo ary Betroka) mba hitondrana ny anjara birikiny amin’ny fanamafisana ny fahafaha-miatriky ny mponina eny ifotony sy ny fampihenana ny fahantrana, izany anefa dia mifanindran-dalana amin’ny fiarovana

ny harena voajanahary tsy manam-paharoa ato amin'ny faritra sy amin'ny fanajana ny vakoka ara-kolontsainy. Ny tanjona ankapoben'ny fikambanana dia ny fampiaingana ny firosoana amin'ny dingan'ny fampandrosoana maharitra sy ny fandraisana andraikitry ny mponina an-tanàn-dehibe sy ambanivohitra ao amin'ny faritra ANÔSY mba hisian'ny fampandrosoana ara-tsosialy sy ara-toekarena mifanaraka amin'ny fiarovana ny tontolo iainana.
-------------------------------------------------------------------------

L’association BEMANANGA a pour but de promouvoir le développement économique, social et culturel de la région ANÔSY (District de Tôlagnaro, d’Amboasary-Sud et de Betroka) afin de contribuer au renforcement de la résilience de la population locale et à la réduction de la pauvreté, tout en œuvrant pour la conservation des richesses naturelles uniques de la région et en respectant ses patrimoines culturelles. L’objectif global de l’organisation consiste à enclencher un processus d'auto-développement durable et une prise d’initiative de la population urbaine et rurale de la région Anôsy en faveur d'un développement socio-économique en harmonie avec la préservation de l’environnement.

"HO SOA RAHA TOY RIANO" : N1BETROKA MILAMY, MADIO, MANDROSOLA TIÀNAO MARINA GNY FANDROSOAN'I BETROKA, KA MIALA @ FAREZA ...
30/11/2024

"HO SOA RAHA TOY RIANO" : N1

BETROKA MILAMY, MADIO, MANDROSO

LA TIÀNAO MARINA GNY FANDROSOAN'I BETROKA, KA MIALA @ FAREZA ARSENE

N1 AVAO GNY SAFIDY METY HO ATSIKA ABY @ FIFIDIANA TOY.

TAHÔ AZA RÀ RAHA TALIÀN'IO : N2LEHILAHY MAHITSY, MANÀ GNY TRAIKEFA @ FITANTANA, OLOBE TIA FIARAHA-MONINA. FARADOFAY MILA...
30/11/2024

TAHÔ AZA RÀ RAHA TALIÀN'IO : N2

LEHILAHY MAHITSY, MANÀ GNY TRAIKEFA @ FITANTANA, OLOBE TIA FIARAHA-MONINA.

FARADOFAY MILAMÝ, MALIO ARY TSARA FITANTAGNA

DRA KA METY TAMBITAMBEZIN'OLO HAFA SASY! TAHÔ GN'IZY AMIN'AZY : N2

RAIKY AVAO RIAHA GNY SAFIDY : N2 GN'ANTSIKAN'ABY !

20/11/2024
“HO SOA RAHA TOY RIANO”NY KANDIDA TSY MIANKINA Nº1 ANDRIAMATOA ANDRITIANA FAREZA ARSENE NO NAHARESY LAHATRA NY FIKAMBANA...
11/10/2024

“HO SOA RAHA TOY RIANO”

NY KANDIDA TSY MIANKINA Nº1 ANDRIAMATOA ANDRITIANA FAREZA ARSENE NO NAHARESY LAHATRA NY FIKAMBANANA BEMANANGA FA MANANA NY TRAIKEFA SY FAHITSIANA ARY INDRINDRA NY FAHAVITRIHANA SY FAHAIZA-MITARIKA ILAINA KA HO AFAKA HITONDRA FAMPANDROSOANA HO AN‘NY TANANAN’I BETROKA.

Address

Route Mandena, Bezavo
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bemananga ANÔSY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share