09/03/2025
Miarahaba atika aby,
Araka ny tapaka t@ dinika natao ary mba ho fintsinjovana ny tsirairay @ asa dia nahemotra 28 mars ilay date hanovantsika fiarahabana tratry ny taona.
Ny cotisation dia 40,000ar sy ny toerana tsy miova Bevava Port -Chez Anita.
21 mars ny date farany fandoavana cotisation any Bi 0342830525
Bonne année io no sady AG hananganana ny fikambanana aram-pajakana izay lasa niova anarana Jeunes Natifs de Mandrare 603 à Fort-Dauphin.
Manatena ny fatagovantsika rehetra.