05/06/2026
📢 𝗥𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮, 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻'𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮🇲🇬
🔔Ndao handray anjara mavitrika amin'ny Fikaonan-doham-pirenena ataon'ny Tanora ✨
👉🏻Ny fandaharam-potoana mahakasika izany isaky ny Faritra, Distrika, Kaominina, Fokontany dia ampitain'ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny Delegen'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena isaky ny Distrika ary ireo Komity mikarakara izany eny ifotony. Koa manantena ny fandraisana anjara mavitrika antsika tanora Malagasy 🇲🇬 Manan-danja ny hevitsika ho fanavaozana an'i Madagasikara ✨
Ministère de la Jeunesse et des Sports