InfoWash

Directions

InfoWash πŸ’§ Initiative du CEDII pour l’Eau, l’Assainissement, l’HygiΓ¨ne et la santΓ© menstruelle. πŸ“Š Des informations fiables pour un impact rΓ©el.

π…π’π¨πŸπšπ§πšπ§πš 𝐄𝐀𝐇: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐑𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 π“πšπ₯𝐚𝐭𝐚 π€π¦π©πšπ§π¨ 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚! πŸ’§πŸŒTany Talata Ampano indray no nisy ny fiofanana momba ny Rano, ny ...
14/10/2026

π…π’π¨πŸπšπ§πšπ§πš 𝐄𝐀𝐇: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐑𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 π“πšπ₯𝐚𝐭𝐚 π€π¦π©πšπ§π¨ 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚! πŸ’§πŸŒ

Tany Talata Ampano indray no nisy ny fiofanana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH) tamin’ny Zoma 9 Oktobra 2026 lasa teo.

Fikambanana roa (2) lehibe no nifarimbona, ka nahatratra 20 tamin'ny fitambarany ireo mpanatrika sy mpandray anjara mavitrika:
πŸ‘©β€πŸ¦° Femme Leader Alakamisy Itenina
🌱 Tanora Miandra Talata Ampano

🀝 Isaorana hatrany ireo ekipa avy amin’ny DREAH (Direction RΓ©gionale de l'Eau, de l'Assainissement et de l'HygiΓ¨ne Haute Matsiatra), izay mpiara-miasa akaiky amin’ny InfoWash!

CEDII

π…πšπ§πžπ§π­πšπ§πšπ§πš 𝐄𝐀𝐇: 𝐍𝐒𝐟𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐨 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐂𝐄𝐆 π’πšπ‘πšπ¦π›πšπ―π²! πŸ’§πŸ«Mitohy hatrany ny fampitana ny fahaiza-manao sy ny fanentanana e...
06/10/2026

π…πšπ§πžπ§π­πšπ§πšπ§πš 𝐄𝐀𝐇: 𝐍𝐒𝐟𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐭𝐚𝐨 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐂𝐄𝐆 π’πšπ‘πšπ¦π›πšπ―π²! πŸ’§πŸ«

Mitohy hatrany ny fampitana ny fahaiza-manao sy ny fanentanana eny anivon’ny sekoly! Tao amin’ny CEG Sahambavy indray no nandray ny fanentanana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH) tamin’ny Alakamisy lasa teo.

πŸŽ“ MPIANATRA KILASY 5EΜ€ME
πŸŽ“ MPIANATRA KILASY 4EΜ€ME
πŸŽ“ MPIANATRA KILASY 3EΜ€ME

Tanjona: Fampahafantarana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH). Voakasik’izany koa ny fitantanana ny fadimbolana (HygiΓ¨ne Menstruelle) mba ho fampahalalana mipaka any amin’ny tanora sy ny isan-tokantrano. Ny tanjona dia ny mba ho rano mandeha ny fitaizana sy ny fampitana izany amin'ny vahoaka rehetra.

🀝 Isaorana hatrany ireo ekipa avy amin’ny DREAH (Direction RΓ©gionale de l'Eau, de l'Assainissement et de l'HygiΓ¨ne Haute Matsiatra), izay mpiara-miasa akaiky amin’ny InfoWash!

05/10/2026

πŸ“·Azo resahina ampahabemaso ve ny Fadimbolana?
Indro ary misy horonantsary fohifohy novokarinay, mba entina hanentanana sy hampahafantarana ny momba izany.
Arahinao isaky ny alatsinainy amin'ny 05:00 ora hariva eto amin'ny pejy
Tapany fahatelo, Mazotoa mijery.

:
Ambassade de France Γ  Madagascar CEDII Studios Mamiarisolo

π…π’π¨πŸπšπ§πšπ§πš 𝐄𝐀𝐇: π’πšπ‘πšπ¦π›πšπ―π² 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚! πŸ’§πŸŒMitohy hatrany ny fidinana ifotony sy ny fampitana ny fahaiza...
01/10/2026

π…π’π¨πŸπšπ§πšπ§πš 𝐄𝐀𝐇: π’πšπ‘πšπ¦π›πšπ―π² 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚! πŸ’§πŸŒ

Mitohy hatrany ny fidinana ifotony sy ny fampitana ny fahaiza-manao! Tao Sahambavy indray no nandray ny fiofanana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH).
Fikambanana telo (3) lehibe no nifarimbona, ka nahatratra 30 tamin'ny fitambarany ireo mpanatrika sy mpandray anjara mavitrika:
🌾 Tatsah
🏫 MFR (Maison Familiale Rurale)
🀝 Miaramizotra

Isaorana eto manokana ny noho ireo fanohanany lehibe amin’ny fampiofanana. 🫢

Mandroso ny fampandrosoana rehefa miray hina ny hery velona!

CEDII

23/09/2026

𝐍𝐒𝐚𝐯𝐚𝐀𝐚 𝐀𝐞π₯𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 π­πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐀π₯𝐚𝐀𝐚𝐦𝐒𝐬𝐲 π₯𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 πšπ§π£πšπ«πšπ§β€™π’ πƒπ¨π§πšπ­π’πžπ§ 𝐬𝐲 𝐁𝐨𝐭𝐨! ☺️

I dia avy amin’ny fikambanana FIMAMA (Fikambanan’ny Marenina eto Matsiatra Ambony) ary manana olana ara-pahenoana. Teo anilany hatrany i , izay nanao ny asan'ny mpandika teny (langue des signes) mba hahatonga ny fampianarana rehetra ho azo tsara sy ho tsisy afaka.

π‘΅π’š π’‰π’†π’—π’Šπ’•π’“π’‚ π’”π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’Šπ’›π’‚π’π’‚ 𝒕𝒆𝒏𝒂 π’π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’“π’Šπ’Œπ’‚ 𝒂𝒏'π’Š 𝑩𝒐𝒕𝒐 π’π’‚π’π’…π’“π’Šπ’•π’“π’‚ π’π’š π’‡π’Šπ’π’‡π’‚π’π’‚π’π’‚:

πŸ’§ Ny fomba samihafa hahazoana rano fisotro madio, ary ny fitantanana tsara ny rano madio sy ny rano maloto.
🚽 Ny fitandroana ny fidiovana: ny ady amin’ny tay sy amany miparitaka, ary ny fisongadinan’ny fampiasana kabone ho an’ny fahasalaman'ny rehetra.
Fanehoana mivaingana izao fa ny fampandrosoana sy ny fampianarana momba ny EAH dia misokatra ho an'ny rehetra ary tsy manavakavaka!

CEDII

22/09/2026

Mes publications ont obtenu plus de 650 rΓ©actions la semaine derniΓ¨re. Merci Γ  tout le monde pour votre soutien ! πŸŽ‰

21/09/2026

πŸ“·Azo resahina ampahabemaso ve ny Fadimbolana?
Indro ary misy horonantsary novokarinay, mba entina hanentanana sy hampahafantarana ny momba izany.
Hivoaka isaky ny alatsinainy amin'ny 05:00 ora hariva eto amin'ny pejy
Tapany voalohany, Mazotoa mijery.

:
Ambassade de France Γ  Madagascar CEDII Studios Mamiarisolo

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬FANADIOVANA FAOBE FARITRA MATSIATRA AMBONYπŸ‡²πŸ‡¬πŸ“’Sabotsy 20 Jona 2026πŸ“ŒFanombohana amin'ny 7 ora 30 maraina✳️ Manoloana n...
19/06/2026

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬FANADIOVANA FAOBE FARITRA MATSIATRA AMBONYπŸ‡²πŸ‡¬

πŸ“’Sabotsy 20 Jona 2026
πŸ“ŒFanombohana amin'ny 7 ora 30 maraina
✳️ Manoloana ny lapan'ny tanàna
πŸ¦‹Samia mitondra fitaovana fanadiovana: kofafa, sobika...

πŸ‡²πŸ‡¬Tongava maroπŸ‡²πŸ‡¬

Address

Boulevard Philbert Tsiranana
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when InfoWash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share