M.C.F/Med's Choir Fianar

M.C.F/Med's Choir Fianar Chorale de la Faculté de Médecine Université de Fianarantsoa, créée en 2012

Fiadanana oh🌺Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa amantsara ny Concert izay nataonay omaly 19 Jolay tolakandro🙏❤️ isaor...
20/07/2026

Fiadanana oh🌺
Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa amantsara ny Concert izay nataonay omaly 19 Jolay tolakandro🙏❤️ isaorana ihany koa ianareo rehetra nanotrona anay Andriamanitra hamaly fitia anareo tsirairay avy 🙏🥰
Isaorana manokana:
_🌸 Doyen faAndriamampionona Tsitohery Francinencinencinencinencinencine Marcel JosephinosephinosephiChristophe Erckman Razafindrakotodrakotodrakotodrakotodrakotodrakoto Tolotriniavo RandimbisoaimbisoandimbisoandimbisoandimbisoandimbAssociation des Étudiants de la Faculté de Médecine de Fianarantsoa AEFMF AEFMF𝗔ntoko mpihira 𝗞𝗥𝗜sty 𝗙𝗜tiavana - 𝘼𝙆𝙍𝙄𝙁𝙄 Ivory AvaratraFeon'ny Voaary - ISTEon'ny Voaary - ISTEFeon'ny Voaary - ISTEFeon'ny Voaary - ISTEFeon'ny Voaary - ISTEatraFeon'ny Voaary - ISTE 🥰
_🌸 Chapel Militaire FIANTA Besorohitra 🥰
_🌸 Crystal sono
_🌸 Région haute Matsiatra 🥰
_🌸 Ireo mpanabe, mpitsabo ary mpitsabo eo anivon'ny Faculté de Médecine de Fianarantsoa (Officielle)
_🌸 Madame Nirina nanjaitra de maman'i Vanah namboatra ny tee_shirt🥰
_🌸 Mpanentana i Enoc, nanampy t@ fikirakirana i Chef NY Noary 🙏
_🌸 Hôtesse Nadia ❤️
_🌸 Membres de bureau MCF rehetra🥰
Ialana tsiny hoan'izay sanatria tsy voatonona eto de tahian'i Jesosy daholo 🙏 ❤️

19/07/2026

Isaorana Jesosy tamin'ny nahavitana ny androany🙏
Isaorana ihany koa isika rehetra tonga nanatrika🥰
Indro misy sombiny tamin'ny fampisehoana😁

J_j🥰Isaorana Lehibe Andriamanitra fa nahatratra an'ity andro androany ity isika🙏❤️Androany amizay, androany isika hiarak...
19/07/2026

J_j🥰
Isaorana Lehibe Andriamanitra fa nahatratra an'ity andro androany ity isika🙏❤️
Androany amizay, androany isika hiaraka hidera an'Andriamanitra 🥰 izahay efa vonona fa isika rehetra hanontrona sisa😊
Efa vonona ihany koa ireo Choral namana nasaina koa dia tongava maro ary🥳❤️ ao amin'ny GRANDE SALLE RÉGION Tsianolondroa amin'ny 2 ora latsaka kely satria mbola hisy fotoam_bavaka kely🙏❤️
Mbola misy billet ihany koa Amidy eny antoerana... 😊
Tongava maro ho voninahitr'Andriamanitra ❤️🙏🥳

16/07/2026

🎹⏳Aza hadino ny fotoana @ alahady 19 Juillet hoavy izao e🥰
Concert iarahana amin'ny M.C.F/Med's Choir Fianar 🥰
🤗 Billet : 2000ar , Invitation : 5000ar
🕑14h ao amin'ny Grande Salle Région Tsianolondroa😁

Hafaliana ho anay no anoloranay hira iray eo ampiandrasantsika an'izany😁
Ny fitondran'Andriamanitra🥰 Mankasitraka manokana ny ray amandreny tompon'ny hira avy ao Tetikanana🙏🙏 Deraitsika hatrany Jesosy🙏🙏🙏

11/07/2026

😁😁Mba partageo kely any aloha e🙏🙏
🎷🎷Ho fanomanana ny VOLUME 03 MCF hatrany🎷🎷
🔥🔥🔥Alamino dieny izao ary ny fotoananao fa akaiky izy ity🥰
Misy billet maromaro afaka jifaina amin'ny membre MCF rehetra sy efa misy isan-kilasy de mba mandrasa anjara e🥰
Ho an'izay eny amin'ny région vao ho Tonga dia misy koa eny😁🙏

🔥🔥 GRAND CONCERT EVANGELIQUE MIAVAKA🔥🔥" Haleloia, miderà an'i Jehovah fa tsara Izy, ary mandrakizay ny famindrampony " S...
07/07/2026

🔥🔥 GRAND CONCERT EVANGELIQUE MIAVAKA🔥🔥

" Haleloia, miderà an'i Jehovah fa tsara Izy, ary mandrakizay ny famindrampony " Salamo 106 : 1

Andao isika hiara-hidera sy hankalaza ny anaran’Andriamanitra miaraka aminM.C.F/Med's Choir Fianaranar 🎺🎷

📍 Ao amin’ny Grande Salle Région Tsianolondroa
📅 Alahady 19 Juillet 2026
⏰ Amin’ny 2:00 tolakandro

Somary tsy dia tazatazana matetika izahay noho ny antony tsy azonay anoharana fa amin'io kosa dia manomana zavatra tsara dia tsara ho anao izahay, fampisehoana tokana ihany amin'ity taona 2026 ity🥰🥰

Aoka tsy hisy ho tara😁 Ento ny namana sy ny fianakaviana, fa vonona izahay hanome fifaliana sy aim-panahy antsika🥰 Anandratantsika an'i Jesosy sy ny hatsarany, eny amerenany antsika ho ao ambalany indray🥰

Hisy ny tarika sy chorale hafa hoavy hanotrona handray anjara ka tongava maro e😁🥰

Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 🙏

19/02/2026

Fiadanana eh🌺
Indro indray ary ny clip vaovao e😁
Ao anatin'ilay rakitsary fahatelo izy ity🥰
Inona indray ary ny hafatra ao anatiny?
=> Tsy niandry fotoana ela izy rehefa nantsoina hoe "MIVERENA AO AMBALA" fa androany dia "HIVERINA AMINAO" , hiverina amin'i Jesosy🥰

Mihainoa finaritra ary dia andao hiverina amin'i Jesosy isika fa tsy misy toa Azy raha mbola ety an-tany ety🙏🥰

Isaorana manokana:
_Andriamanitra Ray Mahefa🙏❤️
_Ny faculté de Médecine Fianarantsoa❤️
_Ramatoa Sojabe Andriamampionona Tsitohery Francine ❤️
_Ny chef de choeur an'ny MCF taloha Monja Sidoana❤️
_Monsieur DADAM sy ny Aminay pro🎥❤️
_Monsieur Michel♥️
_Ny FJKM Tranobiriky❤️
_Ny membre MCF rehetra🥰
❤️
🎶

Tsy ho ela indray aryyy... 🎶❤️🥰Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa amantsara ny clip zay natao anio 🙏❤️ isaorana ihany...
07/02/2026

Tsy ho ela indray aryyy... 🎶❤️🥰

Isaorana Andriamanitra fa tontosa soa amantsara ny clip zay natao anio 🙏❤️ isaorana ihany koa ireo nanohana anay hatrany indrindra fa ireo zoky nahafahanay nanatontosa ity raki_tsary ity❤️❤️❤️ eo ihany koa ny 🤝❤️

#"Androany_aho_hiverina_aminao" 🙏❤️🎶
's_Choir_Fianar❤️

Ny anio_nay Choral ny Faculté de Médecine Fianarantsoa 😍Miarahaba ny Raiamandreny rehetra eto amin'ny université Fianara...
05/02/2026

Ny anio_nay Choral ny Faculté de Médecine Fianarantsoa 😍
Miarahaba ny Raiamandreny rehetra eto amin'ny université Fianarantsoa indrindra fa ny Sojaben'ny Faculté de Médecine AAndriamampionona Tsitohery Francine 🎉🤝 Andriamanitra hanome hery anareo amin'ny adidy miandry anareo🙏❤️

Hidera hatramin'ny farany dia ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra 🙏❤️

Fiadanana ho antsika rehetra... 🙏❤️Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy nahatratra anty taona vaovao 2026 ity🎊🎉 mir...
01/01/2026

Fiadanana ho antsika rehetra... 🙏❤️

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy nahatratra anty taona vaovao 2026 ity🎊🎉 mirary soa antsika rehetra mba ho taona feno fahombiazana sy fitahiana ary fahasoavana ho antsika rehetra ity taona ity 🙏❤️🥰 ary indrindra mba hitombo be ny ara_panahy🙏❤️

🎉
's_Choir_Fianar🥰
❤️

Address

CHU Tambohobe Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261341334876

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M.C.F/Med's Choir Fianar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share