JA Ambalavato Fianarantsoa

JA Ambalavato Fianarantsoa Ambalavato miray,tsy misaraka mandrakizay

26/04/2026

Angatra sy ny avelo, tena misy tokoa ve??😱😱😱

25/04/2026
07/11/2025

Ny fitafy sy ny fivavahana

Filipiana 4 : 4. Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia
17/09/2025

Filipiana 4 : 4. Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia

Apokalypsy 15 : 3. ..β€β€πŸ’• Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo o, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao...
31/07/2025

Apokalypsy 15 : 3. ..β€β€πŸ’• Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo o, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay. β€β€πŸ’–4. Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo o? Fa Ianao ihany no masina, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao.πŸ’–πŸ’–πŸ’–πŸ˜˜

Jaona 14 : 14. Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako* ianareo, dia hataoko izany. [*Na: mangataka zavatra amin'ny...
29/07/2025

Jaona 14 : 14. Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako* ianareo, dia hataoko izany. [*Na: mangataka zavatra amin'ny anarako]❀❀❀

Ohabolana 16 : 3. Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.πŸ’•β€β€πŸ™
28/07/2025

Ohabolana 16 : 3. Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.πŸ’•β€β€πŸ™

L’ange de l’Éternel campe autour de ceux qui le craignent,Et il les arrache au danger.-- Psaumes 34:7β€β€πŸ’•πŸ’•
21/07/2025

L’ange de l’Éternel campe autour de ceux qui le craignent,Et il les arrache au danger.
-- Psaumes 34:7
β€β€πŸ’•πŸ’•

13/05/2025

Apokalypsy 1 : 3. Sambatra izay manaiky sy ny mihaino ny tenin'ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ato anatiny; fa antomotra ny andro.

Address

Ambalavato
Fianarantsoa

Telephone

+261342537878

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JA Ambalavato Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share