Brito Tsilefinirina

Brito Tsilefinirina MADAGASAR AN'NY MALAGASY

Tamatavy 501 tantara velonaTsy anarana fotsiny… fa fiverenana amin’ny fototra.Ny Tamatavy dia avy amin’ny teny roa: TA (...
31/03/2026

Tamatavy 501 tantara velona

Tsy anarana fotsiny… fa fiverenana amin’ny fototra.

Ny Tamatavy dia avy amin’ny teny roa: TA (tanàna) sy Matavy, anaran’ilay mpanjakavavy Sakalava, zanakavavin-dRamahazoky, izay lasa vadin’i Ratsimilaho, mpanjakan’ny Betsimisaraka.

Rehefa napetrak’i Ratsimilaho tao Toamasina i Matavy, nomeny toerana ambony sy tany. Teo no niandohan’ny anarana hoe Ta-Matavy, tanànan’i Matavy, vehivavy mpanjaka nanamarika ny tantara tao an-toerana.

Tantara teo anelanelan’ny taona 1700 ka hatramin’ny 1770, izay mbola velona ao anatin’ny maha-izy azy an’i Toamasina ankehitriny.

Izany indrindra no nanosika ireo komity, nisolo tena ny vondrona samihafa, hisafidy ity anarana Tamatavy 501 ity, taorinan'ny fankatoavan-dRamatoa Minisitra izay niantso ho amin'izany fanovana izay nandritry ny diany voalohany tany an-toerana ny volana Desambra 2025 :

👉 mba hamelomana ny tantara
👉 mba hampahatsiahy ny fiaviana
👉 ary indrindra, mba hampiverina ny fahatsapan’ny tsirairay hoe “eto no antsika”

Satria laharam-pahamehina hono izany ? 🤦
22/06/2025

Satria laharam-pahamehina hono izany ? 🤦

Ny mahagaga anaefa dia i Israël no namaly an'i IRAN voalohany. 👉Firenena tandrefana maro no miafina ao ambadikan'i ISRAË...
22/06/2025

Ny mahagaga anaefa dia i Israël no namaly an'i IRAN voalohany.
👉Firenena tandrefana maro no miafina ao ambadikan'i ISRAËL ary Firenena tatsinana maro koa ny miafina ao ambadikan'IRAN
👉 Zany hoe intervention mivantana toy ny nataon'i USA otran'izao no mety hiatarika ny 3 ème Guerre mondiale

Asa moa na hanao aona ny ho tohiny satria dia hisy fiatraikana aty amin'ny firenena tahakatsika izao izany raha sanatria ka.....

🔴 DONALD TRUMP : " potika tanteraka ny fahafahan'i Iran mitrandraka ny Uranium (hanaovana fitaovam-piadiana nokleary). Tao Fordo, Natanz ary Isaphan no ozinina nokleary lasibatra.Mbola hihamafy ny daroka baomba raha ilaina".

Fandroasoana mankany amin'ny fahantrana ve ?😟 👉 Ny sakafo androany tadiavina androany👉 Tsy mahatsabo-tena intsony satria...
22/06/2025

Fandroasoana mankany amin'ny fahantrana ve ?😟
👉 Ny sakafo androany tadiavina androany
👉 Tsy mahatsabo-tena intsony satria tsy manam-bola hividianana fanafody
👉 Ny karaman'ny mpiasam-panjakana tsy nisy fiakarany tao anatin'ny firy taona
👉 Ny TAFIKA natao hiaro ny vahoaka indray ny mamely azy mandroaka azy hiala amin'ny taniny satria baiko hono🤦
👉 Ny rafitra isa-tsokajiny eo amin'ny fitantanana eo amin'ny fanjakana efa tsy zary2 avokoa
👉 Ny nosy efa kobonin'ny mpanjanaka indray
👉Efa miverina indray ny mpanjanaka atsika izay nitoloman'ny razambetsika fahiny
👉 Zara raha ahita 1Dollar/isan'andro ny tokandrano iray
👉Ny jiro sy ny rano tapaka lava orinasa majinika maro no tsy mahomby noho ny délestage
👉Ny olona efa vonona hiatrika ny ady lehibe fahatelo isika ity Mbola mitady amin'ny tay miparitaka hisoroana ny poliomyélite
---------------------+++++++++++++----------------
MBOLA TSY TONGA SAINA FOANA VE RA MALAGASY?

Tsy misy bulletin pré-coché anie any e.😂
16/02/2025

Tsy misy bulletin pré-coché anie any e.😂

FIFIDIANANA VAOMIERAN'NY UA
Ireo vokatry ny latsa-bato:

📌Round 1
🔸Raila Odinga 20
🔸Ali Youssouf 18
🔸Richard Randriamandranto 10

📌📌Round 2
🔸Raila Odinga 22
🔸Ali Youssouf 19
🔸Richard Randriamandranto 7

📌📌📌Round 3
🔸Raila Odinga 20
🔸Ali Youssouf 23
🔸Richard Randriamandranto 5

📌📌📌📌Round 4
🔸Raila Odinga 21
🔸Ali Youssouf 25
🔸Richard Randriamandranto (2)

📌📌📌📌📌 Round 5
🔸Railz Odinga 21
🔸Ali Youssouf 26.

📌📌📌📌📌📌Round 6
🔸Raila Odinga 26
🔸Ali Youssouf 22

👉Niala an-daharana nialohan'ny fihodinana faha-7 i Raila Oding

📌📌📌📌📌📌📌Round 7
Lany 33/49 i Ali Youssouf

👉🏽Ny vahoaka tsy afaka hiady amin'ny miaramila👉🏽Embouteillages= FandrosoanaMessage Dia hoe hanao inona ary vahoaka Malag...
11/02/2025

👉🏽Ny vahoaka tsy afaka hiady amin'ny miaramila
👉🏽Embouteillages= Fandrosoana
Message Dia hoe hanao inona ary vahoaka Malagasy efa miady amin'ny fanantrana hanao inona na inona hataony zareo sy ho teneny eo?

AODY RY FIANARANTSOA A!!Antsoina isika rehetra ho tonga ao amin'ny ANKANIKO MAHAMANINA rahampitso lakamisy 30/01/25   ma...
29/01/2025

AODY RY FIANARANTSOA A!!
Antsoina isika rehetra ho tonga ao amin'ny ANKANIKO MAHAMANINA rahampitso lakamisy 30/01/25 maraina fa hoavy hitafa amintsika ao irep Mpitarika ny vovonana FIRAISANKINA tarihin'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA sy ireo delegasiona miaraka aminy.
Tongava maro ary aoka hifampilaza

IO RO ANTSIKA❤️TANÀNA MADIO TANÀNA MAHAVELONATANÀNA MAHA TE HONINA
19/11/2024

IO RO ANTSIKA❤️
TANÀNA MADIO
TANÀNA MAHAVELONA
TANÀNA MAHA TE HONINA

Merci zoky Elysé ZANABAHOAKA . Te hitondra fampandrosoana sy ho modely amin'ireo olona Izay mieritreritra ny hitantana i...
12/10/2024

Merci zoky Elysé ZANABAHOAKA . Te hitondra fampandrosoana sy ho modely amin'ireo olona Izay mieritreritra ny hitantana ity FIANARANTSOA ity aho. Efa hatry ny ela aho no vonona saingy mbola tsy tanteraka fa amin'ity kosa de Mahatoky ny vahoakan' ny fianarantsoa aho fa hahay handray lesona n'y olona.

Address

FIANARANTSOA
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Brito Tsilefinirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share