Malagasy Young Responsible Leaders - MYRL

Malagasy Young Responsible Leaders - MYRL Bienvenue dans la page où toi et moi, ensemble , nous ferions tout pour rendre ce monde meilleur

Ao anatin'ilay vina 2026-2030 : Ny MYRL dia mikendry fampivoarana ny Tanora eny amin'ny Tontolo ambany vohitra ahazo sy ...
11/03/2026

Ao anatin'ilay vina 2026-2030 : Ny MYRL dia mikendry fampivoarana ny Tanora eny amin'ny Tontolo ambany vohitra ahazo sy hitàna ny anjara teorany ho amin'ny famahana ny olana eo amin'ny mpitantana sy ny vahoaka dia ny : "FANDRAISANA FANAPAHAN-KEVITRA MIFOTOTRA AMIN'NY ANTONTAN-KEVITRA MIAINGA AVY ENY IFOTONY".
Io no fototra vina manosika anay hiasa🧐😎🤩
Omaly 10-03-2026 dia nanantanteraka fivoriana niaraka tamin'ny solontenan'ny Oniversite an'i OXFORD ny mpikambana ato amin'ny MYRL hitadiavana fiaraha miasa.
Note: ialana tsiny fa tsy afaka maneho sary fanehoana izahay fa indro ny fotodresaka nifanaovanay.

Rehefa manangana vina hanamafisana ny fandraisan'anjara an'ireo tanora eo amin'ny sehatry ny fifanankalozan-kevitra dia ...
04/03/2026

Rehefa manangana vina hanamafisana ny fandraisan'anjara an'ireo tanora eo amin'ny sehatry ny fifanankalozan-kevitra dia ilaina be ny fankatoavana avy amin'ireo sehatra iraisam-pirenena sy ny akademia. Hisaorana ny Fandraisan'i AU-ECOSOCC sy ny Université SUNNING DALE ny solontenan'i MYRL momban'ny tolok'hevitra DaaS LDIM OSEET.
Hampitaina amintsika eto ny mombamomban'io fandaharan'asa an'ny MYRL vaovao io
,
(Data as a Service)
(Landscape Intelligence Digital Monitoring)
-Nova (Obversvatory Socio-Economics and Ecological of Territory - inNOVAtion)
People force

L'expertise de MYRL s'exporte ! Notre conseiller technique, s'envole pour Lusaka cette semaine à l'invitation de l'Union...
02/03/2026

L'expertise de MYRL s'exporte ! Notre conseiller technique, s'envole pour Lusaka cette semaine à l'invitation de l'Union Africaine, et pour parler de mobilisation citoyenne.

Au-delà de la mobilisation citoyenne, ce voyage est l'occasion de confronter notre modèle DaaS LDIM OSEET aux enjeux de gouvernance continentaux. Comment les données socio-économiques et écologiques, produit par les jeunes ambassadeurs data communautaires et en temps réel, peuvent-elles renforcer la voix des citoyens ? C'est le défi que nous portons. Restez connectés pour suivre les coulisses de cette mission ! 📊🛰️

Dans le cadre de notre vision 2025-2030 "Jeune responsable pour un avenir meilleur", MYRL lance à partir de cette année ...
21/02/2026

Dans le cadre de notre vision 2025-2030 "Jeune responsable pour un avenir meilleur", MYRL lance à partir de cette année les fondations de : "Connecter le monde à la biodiversité". À l'ère du numérique, et si nous commençons à connecter le monde avec les Pigargue de Madagascar? 😄😎 Suivez-nous! Parlons en!🧐Photo IA

Address

Tsaramandroso
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy Young Responsible Leaders - MYRL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Malagasy Young Responsible Leaders - MYRL:

Shortcuts

Share