PCMM-Section Fianarantsoa

PCMM-Section Fianarantsoa Plateforme des Cadres Musulmans de Madagascar

Alhamdoulillah 🤲🌐 Anio Alakamisy 01 febroary 2024 teny amin'ny Biraon'ny BNM Behoririka no notanterahina ny Fanaovan-tso...
01/02/2024

Alhamdoulillah 🤲

🌐 Anio Alakamisy 01 febroary 2024 teny amin'ny Biraon'ny BNM Behoririka no notanterahina ny Fanaovan-tsonia ny Fifanarahampiaraha-miasa eo amin'ny Plateforme des Cadres Musulmans de Madagascar PCMM sy ny Bureau des Normes de Madagascar BNM ity farany izay rafitra ao anivon'ny Ministeran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana.

📑 Ny fifanarahampiaraha-miasa dia miompana amin'ny Famoahana ny ara-panjakana izay iandraiketan'ny BNM ka nisafidianany ny PCMM ho mpiara miasa matotra sy maharitra amin'izany taorian'ny fankatoavana nomen'ny Fikambanan'ny Silamo Malagasy FSM an'ity farany mba hisolo tena ny Fiarahamonina Mozilomanina amin'izany.

⏳ Efa an-taonany maro no nikatsahana sy nanomanana izao fiaraha-miasa izao ary nisy ireo dingana sy Fiofanana maro nolalovan'ny PCMM vao Tonga amin'izao fanaovan-tsonia izao.

✅ Tombony ho an'ny rehetra ary indrindra ho an'ny Firenena izao Fiaraha-miasa izao izay ampiarina manerana ny Nosy ary ahafahana miara miasa ihany koa amin'ireo mpisehatra avy any ivelany.


📣Ho antsika mpianatra indray izao 📢🗓 Formation conception CV Pro et Moderne 📑et Rédaction LM pertinente 📃 📆 ny Sabotsy 0...
25/07/2023

📣Ho antsika mpianatra indray izao 📢

🗓 Formation conception CV Pro et Moderne 📑et Rédaction LM pertinente 📃
📆 ny Sabotsy 05 août ho avy izao
📌ao amin'ny Salle d'études AEMUF 🕌 (enceinte Mosquée Andrainjato)

📝Inscription par MP eto amin'ny Page PCMM-Section Fianarantsoa sy ny page AEMUF

📞: 034 15 128 26

🌟Tongava maro !!!

Inna Lillahi Wa inna ilaiHy Rajiouna,Amin'ny alahelo lehibe no ampahafantarana antsika rehetra fa ny namanay Jico Elysé ...
02/05/2023

Inna Lillahi Wa inna ilaiHy Rajiouna,

Amin'ny alahelo lehibe no ampahafantarana antsika rehetra fa ny namanay Jico Elysé RAKOTOHARIMALALA mpikambana ato amin'ny PCMM dia nindaosin'ny fahafatesana rehefa avy niady volana maromaro tamin'ny aretina nahazo azy.

Ny PCMM-Section Fianarantsoa dia miara ory tanteraka amin'ny fianakaviana ary mangataka amin'ny Tompo ilay nahary mba hamindra fo sy hamela heloka aminy.

Eny izahay dia an'i Allah ary any aminy no mbola hiverenanay 😭😭😭

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PCMM-Section Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share