Direction des Formations Université de Fianarantsoa

Direction des Formations  Université de Fianarantsoa DIRECTION DES FORMATIONS UNIVERSITE DE FIANARANTSOA DIRECTION DE LA FORMATION

Tontosa omaly teto  ny Serasera sy ny LMD ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026 teo anivony Direction des formati...
20/03/2026

Tontosa omaly teto ny Serasera sy ny LMD ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026 teo anivony Direction des formations.

Tontosa anio 06 Febroary 2026 ny lanonana nametrahana amin'ny fomba ofisialy ny Filohan'ny Oniversite sy Sojabe ary ireo...
06/02/2026

Tontosa anio 06 Febroary 2026 ny lanonana nametrahana amin'ny fomba ofisialy ny Filohan'ny Oniversite sy Sojabe ary ireo Tale voafidy teto amin'ny Oniversite Fianarantsoa.

16/01/2026
16/01/2026
Noho ny nahatrarana ny taona vaovao 2026 dia tonga niarahaba ny Filohan’ny Oniversite Pr HAJALALAINA Aimé Richard , ny F...
16/01/2026

Noho ny nahatrarana ny taona vaovao 2026 dia tonga niarahaba ny Filohan’ny Oniversite Pr HAJALALAINA Aimé Richard , ny Filoha lefitra Pr RALAHY Fanjalalaina ary ny Talen’ny fiofanana Pr RAMANANDRAIBE Marie Jeanne ny ekipan’ny "Direction des Formations" niaraka tamin’ireo mpanolontsaina manokana omaly 15 Janoary 2026

https://www.facebook.com/61567636149602/posts/pfbid0GxfsTmyGAFqxc2C2Uqi8nGLH8XqoUN5xRJg9i6XgdjiXotjCYhYhKYXaC9xhPs6Vl/?a...
06/11/2025

https://www.facebook.com/61567636149602/posts/pfbid0GxfsTmyGAFqxc2C2Uqi8nGLH8XqoUN5xRJg9i6XgdjiXotjCYhYhKYXaC9xhPs6Vl/?app=fbl

𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧é𝐞𝐬 𝐝𝐞𝐬 É𝐭𝐮𝐝𝐞𝐬 𝐞𝐧 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 – Fianaranstoa

✅ Vous voulez partir étudier en France ? Vous voulez connaître la démarche à suivre pour mieux vous préparer ? Rendez-vous à la Journée des Études en France à Fianarantsoa !

📌 𝐀𝐮 𝐩𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 :
✔️ Séances d’information sur 𝐥𝐞𝐬 𝐨𝐩𝐩𝐨𝐫𝐭𝐮𝐧𝐢𝐭é𝐬 𝐝’é𝐭𝐮𝐝𝐞𝐬 𝐞𝐧 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞
✔️ Présence d’é𝐭𝐚𝐛𝐥𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 de la France ou délivrant des diplômes français, reconnus à l’international

🗓️ Vendredi 7 novembre
📌 Salle AGORA Parc e- Université de Fianarantsoa
⏰ À partir de 14h00

📚 Venez poser toutes vos questions, vous informer, et découvrir les démarches pour étudier en France !

𝐄𝐧𝐭𝐫é𝐞 𝐥𝐢𝐛𝐫𝐞 𝐞𝐭 𝐨𝐮𝐯𝐞𝐫𝐭𝐞 à 𝐭𝐨𝐮𝐬 🙂

Mankasitraka an'i Pr Ramanandraibe Marie Jeanne, nitarika ny ekipa DEAF,soa ny fiarahantsika e !!
06/09/2025

Mankasitraka an'i Pr Ramanandraibe Marie Jeanne, nitarika ny ekipa DEAF,soa ny fiarahantsika e !!

Tonga aty iany ny ekipa ny DEAF, mankasitraka indrindra e !
03/09/2025

Tonga aty iany ny ekipa ny DEAF, mankasitraka indrindra e !

Address

Université De Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction des Formations Université de Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share