FIkambanan'ny MPIanatra ZAnakan'ny FAritany TOliara/ UF

FIkambanan'ny MPIanatra ZAnakan'ny FAritany TOliara/ UF Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FIkambanan'ny MPIanatra ZAnakan'ny FAritany TOliara/ UF, Nonprofit Organization, Andrainjato, Fianarantsoa.

Fikamban'ny Mpianatry Teraky Atsimo Andrefana (FMTAA) ❤️ ToliaraFMTAA
11/03/2026

Fikamban'ny Mpianatry Teraky Atsimo Andrefana (FMTAA) ❤️ Toliara
FMTAA

FITSENA OMBYAnambara tsika membre iabiaby fa androany @ 3ora tolak'andro ty fitsena omby tsika, fotoana devant seraseraT...
30/05/2025

FITSENA OMBY

Anambara tsika membre iabiaby fa androany @ 3ora tolak'andro ty fitsena omby tsika, fotoana devant serasera
Toliara Fédéral tsy mivaky ❤️

Salama iabyFAMPATSIAHIVAAmpahatsiahivy isika rehetra ato FIkambanan'ny MPIanatra ZAnakan'ny FAritany TOliara/ UF ( ) fa ...
28/05/2025

Salama iaby

FAMPATSIAHIVA

Ampahatsiahivy isika rehetra ato FIkambanan'ny MPIanatra ZAnakan'ny FAritany TOliara/ UF ( ) fa hamaray @ 12ora atoandro ty hanantantera ny Carnaval tsika, izay hanaova tsika ny "tenue traditionnelle" izay mampiavaky antsika ao @ association régionale misy antsika kiraikiray aby
Aorian'izay no hanantanteraha tsika ny final basketball Toliara Fédéral izay manomboky @ 01 Ora tolak'andro, izay faranana @ animation de novice.

Koa manantena ty fiavia tsika maro

❤️

J-3 31 MAI Rendez-vous Faritany Toliara tsy mivaky✊
28/05/2025

J-3
31 MAI Rendez-vous

Faritany Toliara tsy mivaky✊

MIAVIA MARO RY LONGO HISAMBA RAHA."SOA TY FILONGOA, FARITANY TOLIARA TSY MIVAKY"
27/05/2025

MIAVIA MARO RY LONGO HISAMBA RAHA.

"SOA TY FILONGOA, FARITANY TOLIARA TSY MIVAKY"

FALY MIARAHABA ANTSIKA IABYFampatsiahivaMivory isika Doyen, Doyenne-ny association régionale 7 ato @ Toliara Fédéral sy ...
22/05/2025

FALY MIARAHABA ANTSIKA IABY

Fampatsiahiva

Mivory isika Doyen, Doyenne-ny association régionale 7 ato @ Toliara Fédéral sy ireo président hamaray zoma 23 mai @ 5ora hariva ao @ Chalet Aloalo Toliara

Hisy AG fédéral avao koa tsika ny Sabotry 24 mai ho avy zao zay hatao @ KSLMD (Serasera) @ 2ora tolak'andro hatr@ 4ora

Nb: Présence Obligatoire
Formateur, Formatrice
Novice

Koa manantena sahady ty fiavia tsika maro

Toliara Fédéral tsy mivaky❤️

Ankafaliana tanteraka ihany koa no niarahabana tratran'ny taona vaovao ny Filohan'ny Oniversiten'ny TOLIARA: Dr VERIZA F...
21/05/2025

Ankafaliana tanteraka ihany koa no niarahabana tratran'ny taona vaovao ny Filohan'ny Oniversiten'ny TOLIARA: Dr VERIZA Francis, indrindra ny fiarahabana Azy lany hitantana ny Oniversiten'ny Toliara mandritra ny telo taona. Notaterahin'ireo solotenantsika any Toliara izany rehetra izany ary Amin'ny alalan'ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa, izay notarihiny Filohan'ny fikambanana, Andriamatoa Soja Augustin Tovondrainy no nanolorana ny solom-bodiakoaho ho marika ny fiarahabana ny Raiamandreny tsika.

Amin'ny anaran'ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa ihany koa no anoloranay fisaorana bevata anao Raiamandreny amin'ny fandraisanao anay zanakao. Koa Mahaleova mahalasana amin'ny adidy vaovao izay sahaninao, ary Andriamanitra manankarem-pahasoavana hanampy Anao mandrakariva 🙏

Nandritra izany fihaonana izany no nanambarana sy nanazavana ny hetsika izay ho karakarain'ny fikambanana, izay ho tanterahina amin'ny 31 Mai ho avy izao: lafiny ara sosialy, fianarana, ary ny fandraisana ireo mpianatra vaovao.

Ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa, dia misokatra hoan'ireo Ray aman-dReny rehetra indrindra ny zanakin'ny faritany Toliara, izay vonona ny hiara-hiasa na hanampy amin'ny fampandrosoana ny fikambanana.

"Soa ty filongoa, Faritany Toliara tsy mivaky"
ELA VELONA TOLIARA FEDERALY

✨FAMPATSIAHIVANA✨Ampahatsiahivina isika mpikambana ato @ Toliara Fédéral fa androany ty farany fandoava ny droit-ny tsir...
20/05/2025

✨FAMPATSIAHIVANA✨

Ampahatsiahivina isika mpikambana ato @ Toliara Fédéral fa androany ty farany fandoava ny droit-ny tsirairay (Doyen, Doyenne, Ancien, Ancienne, Formateur, Formatrice, Novice)

De anambara avao koa isika Doyen, Doyenne reo President régionale ato @ Toliara fa mivory isika @ 23 mai ho avy izao eo @ Chalet Toliara Aloalo

De hisy AG Fédéral avao koa isika @24 mai ho avy izao @ 14h30 n'y toerana dia hambara miandala eto avao, ka anentanana sahady ny membre tsirairay ato Fédéral mba ho tonga

Nb: Présence obligatoire
✨Formateur, Formatrice
✨Novice

Koa manantena ty fiavia tsika maro

Toliara Fédéral tsy mivaky❤️

Ankafaliana tanteraka no niarahabana tratran'ny taona vaovao ny Gouvernoran'ny Faritra Atsimo-andrefana: Dr TOVONDRAINY ...
19/05/2025

Ankafaliana tanteraka no niarahabana tratran'ny taona vaovao ny Gouvernoran'ny Faritra Atsimo-andrefana: Dr TOVONDRAINY Ranoelson Edally, izay notaterahina any Toliara. Amin'ny alalan'ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa, izay notarihiny Filohan'ny fikambanana, Andriamatoa Soja Augustin Tovondrainy no nanolorana ny solom-bodiakoaho ho marika ny fiarahabana ny Ray aman-dReny tsika.

Nandritra izao fihaonana izao ihany koa no nanambarana sy nanazavana ny hetsika izay ho karakarain'ny fikambanana, izay ho tanterahina amin'ny 31 Mai ho avy izao: lafiny ara sosialy, fianarana, ary ny fandraisana ireo mpianatra vaovao.

Amin'ny anaran'ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa ihany koa no anoloranay fisaorana bevata anao Raiamandreny amin'ny fandraisanao anay zanakao. Enganie, mba ho ela fanampahana amin'ny adidy izay iandreketao ianao🙏🙏

Ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa, dia misokatra hoan'ireo Ray aman-dReny rehetra indrindra ny zanakin'ny faritany Toliara, izay vonona ny hiara-hiasa na hanampy amin'ny fampandrosoana ny fikambanana.

"Soa ty filongoa, Faritany Toliara tsy mivaky"
ELA VELONA TOLIARA FEDERALY

Ho tanterahina amin'ny asabotry 31 Mai ho avy izao ny fandraisana ireo mpianatra vaovao ato anatin'ny Faritany Toliara e...
10/05/2025

Ho tanterahina amin'ny asabotry 31 Mai ho avy izao ny fandraisana ireo mpianatra vaovao ato anatin'ny Faritany Toliara eto anivon'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa:

▶️ATSIMO-ANDREFANA
▶️ANDROY
▶️ANOSY
▶️BETROKA
▶️MENABE
▶️IHOROMBE

Fifanampian-tsika mitambatra no mahavita raha maro.
"SOA TY FILONGOA, FARITANY TOLIARA TSY MIVAKY"

FI.MPI.ZA.FA.TOAnkafaliana tanteraka no niarahabana tratran'ny taona vaovao ny Filohan'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa Pr...
04/05/2025

FI.MPI.ZA.FA.TO

Ankafaliana tanteraka no niarahabana tratran'ny taona vaovao ny Filohan'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa Pr HAJALALAINA Aimé Richard, ary nirary soa ho azy koa nohon'ny adidy lehibe izay mbola hiandreketany eto anivon'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa.

Nandritra izao fihaonana tamin'ny Raiamandreny izao ihany koa, no nanambaran'ireo solotenantsika izay notarihiny filoham-pikambanana Atoa Augustin TOVONDRAINY ny hetsika lehibe izay hataontsika amin'ny farany volana Mai hoa avy izao.

Amin'ny anaran'ny FI.MPI.ZA.FA.TO Fianarantsoa ihany koa, no anoloranay fisaorana bevata anao Atoa Filohan'ny Oniversiten'ny Fianarantsoa nohon'ny fandraisanao anay. Tsy irery tokoa izahay fa misy Raiamandreny miahy anay eto anivon'ny Oniversite.

Ny FI.MPI.ZA.FA.TO dia misokatra hoan'ireo Ray aman-dReny rehetra indrindra ny Zanakin'ny Faritany Toliara, izay vonona hiara-hiasa na hanampy amin'ny fampandrosoana ny fikambanana.

HO ELA VELONA TOLIARA FEDERALY.
"SOA TY FILONGOA, FARITANY TOLIARA TSY MIVAKY"

Mamerina ny arahaba ho antsika iaby.!Efa vita ny tee-shirt tsika, ka nohon'izany misy 4 couleur: Rouge, Bleue, Vert émer...
29/04/2025

Mamerina ny arahaba ho antsika iaby.!

Efa vita ny tee-shirt tsika, ka nohon'izany misy 4 couleur:
Rouge,
Bleue,
Vert émeraude,
Jaune moutarde.
Io no ho safidianatsika @ fivoriana lakamisy ho avy izao. Izay roa lany ny Président chaque association no mandalo Demi-finale, ka ny iray lany farany no couleur iraisantsika TOLIARA FEDERALY.
Mba hialana amin'ny fanomeza-tsiny ny membres dia mba partage'o isakin'ny association ka ny association iray manana couleur iray dia entina @ fivoriana. Ao tsika manao vote ny Président ihany satria efa nitondra ny couleur'ny nisafidin'ny membres.

Afaka manontany ihany raha misy tsy azo n'y fanazavana eo ambony.

Marihina fa efa Zavatra notampahitsika ireo, fa manamafy ihany izahay.

Misaotra indrindra

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FIkambanan'ny MPIanatra ZAnakan'ny FAritany TOliara/ UF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share