Vaovao Farany

Vaovao Farany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao Farany, Charitable organisation, Fianarantsoa.

Namako ô👉Nahafinaritra ahy nahita ity lehilahy lehibe niakatra tao anaty taxi brousse hoany antsirabe ity , fa dia nanok...
17/04/2026

Namako Ă´
👉Nahafinaritra ahy nahita ity lehilahy lehibe niakatra tao anaty taxi brousse hoany antsirabe ity , fa dia nanokatra baiboly izy tao anatiny fiara izay nandehananay .

👉Lesona azoko taminy dia tenin'Andriamanitra hoe ;📖 FANILO TONGOTRO SY FANAZAVANA LALAKO NY TENINAO📖 Salamo 105/9

👉. ASA ROA INDRAY MIARAKA NO VITAN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA ETO
🕯️Mitsilo lavitra ary manazava ny eo akaiky ao anatiny haizina .
Misaotra anao raiman-dreny fa anisany asa fitorina filazantsara izao nataonao izao

👉Izay miaradalana mandrakariva amin'ny tenin'Andriamanitra dia tsy manana ahiahy namako 🙌
AMEN.

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao Farany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Vaovao Farany:

Shortcuts

Share