UCA Fianarantsoa

UCA Fianarantsoa Antoko mpihira avy ao amin'ny Université Magis Antady Fianarantsoa
🎶Viser l'excellence avec Dieu🙏

Mirary fety feno fitahiana sy fifaliana ho antsika rehetra ny Umagis Choir Antady😘🎉🎊🙏
26/06/2024

Mirary fety feno fitahiana sy fifaliana ho antsika rehetra ny Umagis Choir Antady😘🎉🎊🙏

Salama eee! 👋👋👋Ela ela tsy henoheno ny tarika. Ka indro ary manolotra ho anareo izahay 👉U-magis Choir Antady:   "Gala év...
08/05/2024

Salama eee! 👋👋👋
Ela ela tsy henoheno ny tarika.
Ka indro ary manolotra ho anareo izahay 👉U-magis Choir Antady:
"Gala évangélique" ny alahady 19 Mai 2024 izay atao any Alakamisy Ambohimaha.
"Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra" Sal 147: 1

UCA fona E💖 avy namonjy fampisehoana tany @ collège St François Xavier izahay teto 😍😍Any Alakamisy indray fotoana manara...
20/04/2024

UCA fona E💖 avy namonjy fampisehoana tany @ collège St François Xavier izahay teto 😍😍
Any Alakamisy indray fotoana manaraka e
Manasa antsika sahady💪🏻❤️

"Fa voavono i Kristy, P***a ho antsika" I Kor 5,7 ❤Joyeuses Pâques à tous😊🎉Ny U-Magis Choir Antady dia mirary Paka feno ...
31/03/2024

"Fa voavono i Kristy, P***a ho antsika" I Kor 5,7 ❤
Joyeuses Pâques à tous😊🎉
Ny U-Magis Choir Antady dia mirary Paka feno fiadanana sy fandresena ho anao sy ny ankohonanao🎊🎉😍

Unit par la grace de Dieu😍Unit pour la gloire de Dieu😍Et devient une merveilleuse famille ❤ -magis Choir Antady lors de ...
25/03/2024

Unit par la grace de Dieu😍
Unit pour la gloire de Dieu😍
Et devient une merveilleuse famille ❤
-magis Choir Antady lors de l'U-magis days à Bevalala😊😊

12/03/2024

😍Souvenir😍
UCA à Bevalala😊

"Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra"Salamo 147:1Anio no nanatanterahina ny fifampiarabana tratrin'ny taona ny U-magi...
09/03/2024

"Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra"
Salamo 147:1
Anio no nanatanterahina ny fifampiarabana tratrin'ny taona ny U-magis Choir Antady ho an'ity taona 2024 ity ❤️❤️
Misaotra an'Andriamanitra fa tanteraka izany androany ary mivavaka hatrany ho an'ny dingana manaraka izay homaniny ho an'i UCA
Bisous mankasitraka hatrany manaraka anay 🥰🥰❤️

21/01/2024

Hiderako Anao

Izahay ato amin'ny Umagis Choir Antady Fianarantsoa  dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙏🎉🎊
25/12/2023

Izahay ato amin'ny Umagis Choir Antady Fianarantsoa dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙏🎉🎊

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UCA Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share