18/02/2026
The final bow 👑💐
Efa ho dimy (5) taona aho izay no nitondra ity anaram-boninahitra ity, tamin’ny fanetren-tena tanteraka, ary tamin’ny voninahitra ambony indrindra. 🙏
Fa na mamy aza ny fary, misy farany ihany, ka amin’ny fo feno fankasitrahana no ametrahako veloma am-panajana anareo 🫶🏼
Sarotra be ny tsy hisaotra tamin’ny soa rehetra nifampizarana, tamin’ny nofinofy tanteraka sy ny maro tsy voatanisa …
Manganoano kely mintsy aho io mandinika an’ireny rehetra ireny. 🥹
Fa amin’ny hafaliana lehibe ihany koa, no hanambarako aminareo fa nahita ny Mpanjakavavy vaovaony ny satroboninahitra. 👑🧡
Indro atolotro anareo i Ando, 👑 Africa Madagascar 2026 🇲🇬👑
_________
For nearly five years, I have had the immense privilege of carrying this title with the highest honor, the deepest pride, and unwavering humility. 🙏
Today, your Miss Toetra takes her graceful final bow, her heart filled with profound gratitude for the love, trust, and support you have so generously given ❤️
It is with great emotion and immense joy that I announce the beginning of a new chapter — the crown has found its new Queen. 👑🧡
With the utmost pride and confidence, allow me to introduce Ando, the new 👑 Africa Madagascar 2026 🇲🇬👑
May her reign be guided by purpose, compassion, and excellence. ✨
________
J’ai porté ce titre avec le plus grand des honneurs, la plus immense des fiertés et surtout avec une profonde humilité pendant presque 5 ans.
Aujourd’hui, votre Miss Toetra tire sa révérence… le cœur rempli de gratitude ❤️
Et avec une immense joie, je vous annonce que la couronne a trouvé sa nouvelle Reine. 👑🧡
Je vous présente Ny Ando Maherinirina la nouvelle 👑 Africa Madagascar 2026
🇲🇬 👑
Que son règne soit guidé par la détermination, la compassion et l’excellence 🥰
Miss Philanthropy Africa 🧡