Association des étudiants fitenimi université de Fianarantsoa.

Association des étudiants fitenimi université de Fianarantsoa. Ny fianarana no lova tsara indrindra

🚨FAMPAHAFANTARANA AVY AMIN'NY FILOHAN'NY ONIVERSITE NY FIANARANTSOA 🚨
28/07/2026

🚨FAMPAHAFANTARANA AVY AMIN'NY FILOHAN'NY ONIVERSITE NY FIANARANTSOA 🚨

✅ Mankasitraka any Association Manavao Vatovavy izay notarihiny Coordonnateur regional tonga taty Andrainjato Fianarants...
21/07/2026

✅ Mankasitraka any Association Manavao Vatovavy izay notarihiny Coordonnateur regional tonga taty Andrainjato Fianarantsoa namangy sy nitafatafa taminay mpianatra ato amin'ny FITENIMI androany💚☺️

✅Misaotra ihany koa tamin'ny fanomezana izay natolotrareo mba ho fanohanana any Fikambanana(Baolina foot sy basket)⚽🏀

🎯[Fanadinana Baccalauréat]✅Izahay ato amin'ny Association des étudiants FITENIMI dia mirary soa sy fahombiazana hoan'ire...
19/07/2026

🎯[Fanadinana Baccalauréat]

✅Izahay ato amin'ny Association des étudiants FITENIMI dia mirary soa sy fahombiazana hoan'ireo Mpianatra izay manala ny Fanadinana Baccalauréat rehetra,, indrindra ireo zanak'i Vatovavy.
📌 Matokia tena, ary minoa fa ho vitanao ny ezaka rehetra nataonao.

VICTOIRE🎊🔥Une performance incroyable de notre équipe qui s’impose avec un score de 7-0 face à FIMPIBE💪🏽⚽Merci à tous les...
09/07/2026

VICTOIRE🎊🔥
Une performance incroyable de notre équipe qui s’impose avec un score de 7-0 face à FIMPIBE💪🏽⚽
Merci à tous les supporters pour l’ambiance et le soutien durant ce match. Cette victoire nous motive encore plus pour la suite du tournoi. 👊🏽🏆

📣 𝐀𝐒𝐒𝐄𝐌𝐁𝐋𝐄́𝐄 𝐆𝐄́𝐍𝐄́𝐑𝐀𝐋.✅Hilazana isika mpikambana ato anatin'ny FITENIMI fa misy Assemblée générale(AG) isika ny Alahady...
08/07/2026

📣 𝐀𝐒𝐒𝐄𝐌𝐁𝐋𝐄́𝐄 𝐆𝐄́𝐍𝐄́𝐑𝐀𝐋.

✅Hilazana isika mpikambana ato anatin'ny FITENIMI fa misy Assemblée générale(AG) isika ny Alahady 12 juillet 2026 ho avy izao.😊❤️
Zava-dehibe ny ho dinihina amin'io koa manentana antsena marobe mba ho tonga aby.🙏
⏰14h
📌 Rendez vous Terrain basket DEGGS

🏀🚨Double Victoire🚨⚽✅Misaotra antsika marobe Tonga manohana any ekipantsika FITENIMI fezay ❤️😊✅Ankasitrahana koa ireo jou...
06/07/2026

🏀🚨Double Victoire🚨⚽

✅Misaotra antsika marobe Tonga manohana any ekipantsika FITENIMI fezay ❤️😊
✅Ankasitrahana koa ireo jouers Tsika amin'ny Fandresena karany togny fezay🙏🏀⚽

✅Misaotra any Andriamatoa Nivola Juliane Stephane izay Ancien Président tato amin'ny FITENIMI sady Coordonnateur MANAVAO...
02/07/2026

✅Misaotra any Andriamatoa Nivola Juliane Stephane izay Ancien Président tato amin'ny FITENIMI sady Coordonnateur MANAVAO VATOVAVY no nandray anay Mpianatra FITENIMI Androany izay notarihiny Président ankehitriny.☺️❤️

✅Isaorana ihany koa izy nanolotra Baolina basket ho anay Mpianatra amin'izao Fandalovanay izao.🏀🙏

✅🙏Mankasitraka Ray amandreny ny amin'ny Fanampiana sy toro-hevitra maro izay nomenao.🤝☺️

Mitomboa Voninahitra hatrany🙏

🚨 NEXT MATCH ! 🔥⚽✅Ndao Ndreka arika tsika hanohana any ekipantsika FITENIMI amin'ny lalao izay ifanaovany amin'ny FITEMA...
27/06/2026

🚨 NEXT MATCH ! 🔥⚽

✅Ndao Ndreka arika tsika hanohana any ekipantsika FITENIMI amin'ny lalao izay ifanaovany amin'ny FITEMAME.
Fahatongavantsika maro dia anisany hery agnona be hoany ekipa❤️🔥

📅 Lundi 29 juin 2026
⏰ 15h 30
🏆 Tournoi FIMPIZA
🏟️ Foot à 09 Andrainjato

💛⚽ TONGAVA MARO ⚽💛

 💪🇲🇬🎇Fankalazana ny Fetim-pirenena 2026🎆🇲🇬Mbola voarobaka ny zandrikely ato anatin'ny   ny fandresena teo amin'ny Hazaka...
25/06/2026

💪

🇲🇬🎇Fankalazana ny Fetim-pirenena 2026🎆🇲🇬

Mbola voarobaka ny zandrikely ato anatin'ny ny fandresena teo amin'ny Hazakazaka lavitra ezaka(Marathon) 2026 teto renivohitra sy tao Ambanivohitra ny .

fandresena roa be izao no azon'ity zandry ity nandritra ny Fankalazana ny Fetim-pirenena 2026.

👇izy no manao io maillot Jaune io👇

22/06/2026

Ity koa mbola izy 🥰😂

Misy tsy maharaka 😂
💖

Address

Préfa F04 Andrainjato
Fianarantsoa
317---301

Telephone

+261381505005

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des étudiants fitenimi université de Fianarantsoa. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association des étudiants fitenimi université de Fianarantsoa.:

Shortcuts

Share