02/08/2026
🎉 FÉLICITATIONS AUX GAGNANTS ! 🏆
Isaorana indrindra ireo rehetra nandray anjara tamin'ny Défi de Raisonnement nokarakarain'ny Club iMatematiko – ENS Fianarantsoa. 💚
Nahafinaritra ny nahita ny fahavitrihanareo, ny fahaiza-mandinika ary ny fitiavanareo ny matematika. Ny fandraisanareo anjara no nahatonga ity hetsika ity ho nahomby.
🏆 Loka ho an'ireo mpandresy : 🥇 1er Prix : Crédit 5 000 Ar 🥈 2ème Prix : Crédit 3 000 Ar 🥉 3ème Prix : Crédit 2 000 Ar
👏 Arahabaina ireo mpandresy, ary ho an'ireo rehetra nandray anjara dia aza kivy fa mbola hisy Défis de Raisonnement maro ho avy.
ireto ireo olona nahazo ny loka
N:1 : Solo Soloniaina
N:2 : #(Lįpa)
N3: Jö Sefa
mangataka anareo MBA hiditra mp Evà Tsiresy handray ny loka
💡 Chaque raisonnement est une victoire !