16/06/2026
✝️FILAZANA MANJO✝️
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesana antsika fa ny namatsika INDRIVOTRA Fernaud Raphaël, mpianatra ato amin’ny EMIT manaraka ny lalam-piofanana Informatique DA2II l2 dia nindaosin’ny fahafatesana.
Miara-mivavaka ho an’ny fanahiny isika ary mankahery ny fianakaviana rehetra amin’izao fahavoazana manjo izao🙏