F.M.V-Fiaraha-Mientan'i Vohibato

F.M.V-Fiaraha-Mientan'i Vohibato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from F.M.V-Fiaraha-Mientan'i Vohibato, Nonprofit Organization, Fianarantsoa.

Ampifaliana no hiarahabanay F.M.V  antsika mianakaby tratsy ny taona 2025, fa indrindra ny vahoakan'ny Distrikan'i Vohib...
03/01/2025

Ampifaliana no hiarahabanay F.M.V antsika mianakaby tratsy ny taona 2025, fa indrindra ny vahoakan'ny Distrikan'i Vohibato. Enga anie hitondra soa sy fanambinana ary fahasalamana ho antsika aby ity taona ity.

03/10/2024

🟥ISIKA VEHIVAVY DIA MISY TOETRA AVOKOA 🟥
➡️ Matetika ny olana mianga ao amin'ny tokantrano dia avy amin'ny TOETRATSIKA tsy mahay :
🛑Miteny mora, mikitakita rehefa miteny
🛑Mivazavaza sy mitratrevatreva rehefa tezitra
🛑Manao Vava tsy ambina ary kizintin_dava
🛑Tsy mahay mankasitraka mihitsy fa mahita tenenina foana...
➡️Ireo toetra ratsy voalaza eo ambony ireo dia anisany mampiova ny fifankatiavana ao antrano rehefa atao matetika...
➡️Mila mandinika sy miova tsikelikely isika raha te hanana tokantrano milamina sy mirindra satria tsisy olona ho tamana amin' izany toetra izany... eny fa na ny zanaka aza mety leo ny farany...
➡️Na isika aza mba malala tezitra sy malaelo ra tabatabaina lava sy hanaovana Vava lava ka izany no antony hisainana tsara vao miteny sy mamoaka feo...
🛑NY TOETRA RATSY DIA AZO OVAINA TSARA🛑
➡️Ndao Aary isika hiezaka hatrany mba ho reny sy vehivavy modely ao an_tokantrano Aho😊


Fampielezan-kevitra tao @ commune Mahaditra nataon'ny Candidat N°01 Rasamoelina Raymond anio 25 mai 2024
25/05/2024

Fampielezan-kevitra tao @ commune Mahaditra nataon'ny Candidat N°01 Rasamoelina Raymond anio 25 mai 2024

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N°01   RASAMOELINA tao @ commune  Vinanitelo
25/05/2024

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N°01 RASAMOELINA tao @ commune Vinanitelo

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N°01   Rasamoelina tao Ihajoara sy Fokontany Anjanimahasoa Nord
22/05/2024

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N°01 Rasamoelina tao Ihajoara sy Fokontany Anjanimahasoa Nord

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N°01   Rasamoelina Tao Andranomiditra Sady lalao famaranana baolina kitra, Ary no...
21/05/2024

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N°01 Rasamoelina Tao Andranomiditra Sady lalao famaranana baolina kitra, Ary nofaranana tao @ Fokontany Ampiandrazanamana sy Ranomena

N'y hariva kosa dia nandeha tao amin'ny Fokontany Savindragny sy Riambary n'y Candidat N°01 Raymond RASAMOELINA
19/05/2024

N'y hariva kosa dia nandeha tao amin'ny Fokontany Savindragny sy Riambary n'y Candidat N°01 Raymond RASAMOELINA

Nivavaka tao ampiangonana fJKM Vohitraivo Fitiavana ny candidat N°01 Raymond Rasamoelina ny maraina io, Tsara ho marihin...
19/05/2024

Nivavaka tao ampiangonana fJKM Vohitraivo Fitiavana ny candidat N°01 Raymond Rasamoelina ny maraina io,
Tsara ho marihina fa io fiangonana io dia Fiangonan-dRazana ka izany no nahatonga azy naka TSO-drano tao

Fampielezan-kevitra tao Maneva nataon'ny Candidat N°01   Rasamoelina anio 15 mai 2024
15/05/2024

Fampielezan-kevitra tao Maneva nataon'ny Candidat N°01 Rasamoelina anio 15 mai 2024

Fampielezan-kevitra tao Ankarimalaza sy Mahaditra ary Anjanomanana ny 14 mai 2024 Izay notaritin'ny Candidat N°01   Rasa...
15/05/2024

Fampielezan-kevitra tao Ankarimalaza sy Mahaditra ary Anjanomanana ny 14 mai 2024
Izay notaritin'ny Candidat N°01 Rasamoelina

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N° 01   Rasamoelina tao Andranovorivato anio 13 mai 2024
13/05/2024

Fampielezan-kevitra nataon'ny Candidat N° 01 Rasamoelina tao Andranovorivato anio 13 mai 2024

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261347198676

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F.M.V-Fiaraha-Mientan'i Vohibato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share