Association E-CReM-VITSIKA

Association E-CReM-VITSIKA AGIR DIFFEREMENT

Miarahaba Andramatoa Filoha Amin'izao Fanendrena azy ho talen'ny masina Serasera eo anivony Minisiteran'ny Tanora sy Fan...
25/01/2025

Miarahaba Andramatoa Filoha Amin'izao Fanendrena azy ho talen'ny masina Serasera eo anivony Minisiteran'ny Tanora sy Fanantanjahena izao! Mirary SOA sy fahombiazana hoanao izahay ato amin'ny fikambanana !!!

Salama daholo. Efa andalam-pisokafana izao ny ivontoerana R.A.V.A.O (Rindra Ananganana Vina Amin'ny maha-Olombelona), fa...
29/09/2024

Salama daholo. Efa andalam-pisokafana izao ny ivontoerana R.A.V.A.O (Rindra Ananganana Vina Amin'ny maha-Olombelona), fandraisana sy fihainoana antsika izay manana olana sy manana drafi-piainana Ilana taridalana a! Fanaovantsika vondrom-bavaka sy fandalinam-pinoana ihany koa.
Natao hifanohanana ara-tsaina sy ara-panahy io. Ifanampiantsika handingana ny sakatsakana tsy ivoarana amin'ny fiainana.
Eo ampanaranana ny pitsopitsony amin'ny trano isika dia afaka mandray olona. Naleo manko nanamboatra mba ho toerana mendrika ny maha zanak'Andriamanitra sy olom-boafidy ho mandresy antsika.
Mandram-pahatonga izay ity misy fifampizarana kely :
Indraindray izany isika malaky manome tsiny olona eee. Kanefa kay rehefa zohiana akaiky Dia isika ihany nĂ´ fositra mampidofotra ny fiainantsika. Isika ihany no mampandositra ny olona amintsika e! Fa izao tsy misy natao ho resy izany, tsy misy natao hizaka ny mafy izany fa ny fahaizana miarina sy manitsy ny lalan-kizorana no zava-dehibe. Sokafy midanadana io varavarana Io raha misy olona te hiala na hivoaka ny fiainantsika. Aza mandany andro mitazona azy na mpiasa io, na namana, eny na vady aza. Trangam-piarahamonina matetika mitranga io: tsy ny fanontonana ny angovo ho an'olona iray no hanajany anao. Mainka aza Ilay izy mampitontom-pitombenana anao amin'ny tany. Aza potehina ho an'ny hafa ny maha izy azy antsika.

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association E-CReM-VITSIKA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association E-CReM-VITSIKA:

Share