05/05/2026
🥑🍯 Ireto misy Recettes afaka ampiasaina ny Avocat & Miel( zavoka sy tantely)
🔴Ho an'ireo efa nividy tantely jujube
🎯Dispo a Tana, 032 61 607 82
1. Toast Avocat-Miel
Français
- Pain grillé
- ½ avocat écrasé
- Filet de miel
- Graines de sésame ou noix
Préparation : Tartinez l’avocat sur le pain, ajoutez le miel et parsemez de graines.
Malagasy
- M**o nendasina
- Avoka ½ voatoto
- Tantely kely
- Voanjo na voan-tsesika
Fomba fanomanana : Hosory avoka eo ambony m**o, arotsaho tantely, dia afafazo voanjo.
---
2. Salade Avocat-Miel-Citron
Français
- Dés d’avocat
- Tomates cerises
- Roquette
- Vinaigrette : jus de citron + huile d’olive + miel
Préparation : Mélangez les ingrédients et assaisonnez avec la vinaigrette.
Malagasy
- Avoka voatetika
- Voatabia kely
- Anana roketra
- Sôsiny : ranom-boasarimakirana + menaka oliva + tantely
Fomba fanomanana : Afangaro ireo akora, dia asiana sôsiny.
---
3. Smoothie Avocat-Miel
Français
- ½ avocat
- 1 banane
- 1 verre de lait (ou lait végétal)
- 1 c. à soupe de miel
Préparation : Mixez le tout et servez frais.
Malagasy
- Avoka ½
- Akondro 1
- Ronono 1 vera (na ronono zavamaniry)
- Tantely 1 sotro fihinanana
Fomba fanomanana : Atambatra sy afangaro amin’ny “mixeur”, dia aroso mangatsiaka.
---
📌Ny '' miel de jujubier'' manana tsiro hafa mihintsy ary manatsara ny fandevonankanina.