12/08/2026
Samedi 08 Août 2026
Vita soamatsara ny .
Miarahaba manokana ireo Novice izay nahazo tso-drano sy voaray soamatsara ao amin'ny fikambanana FIMPIZAT Toliara.
Eto Dia misaotra ny Membre de bureau izay tarihin'i Mr le Président Samson Draxeler sy membres FIMPIZAT rehetra izay nandefa ny fanasana hoan'i Fikambanana AEMa Fianarantsoa.
Mahavelombolo ny fiarahamiasa ka magnategna fitohizany izany fezay.. mirarisoa ho antsika rehatra ho Tonga irina aby.
AEMa Offisialy
Fikambanan'ny Mpianatra Zanak'Antemoro eto Toliara
Ho ela velogna Fikambanantsika.
📷Sary Réception et pot de contact FIMPIZAT