FJKM Kristy Fihavaozana Ambatotsidikaina Andrainjato

FJKM Kristy Fihavaozana Ambatotsidikaina Andrainjato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Kristy Fihavaozana Ambatotsidikaina Andrainjato, Nonprofit Organization, Vers Mahasoabe, Fianarantsoa.

16/10/2025

Eh ô,fiadanana ho aminao atrany🖐️Tena mila antsika rehetra Jeso ny amin'ilay fampiakarana "Ferme" isaorana zay teo foana tao antin'izay 2 andro izay💪mbola mitohy rapitso Zoma @8 ora ndray ny fotonatsika🙏Ndao hiara-hientana isik rehetra👏💯Raha afaka manohana sakafo (Vary sy laoka) koa ianao de raisinay Komity soamatsara🙏🙏Misaotra mivavaka hoan'ny asa fanorenana mandrakariva🙏🙏Hotahian e👏

Paix🖐️misaotra an'i Jeso tamin'ny vita androanyt@fampiakarana ny Ferme🙏☝️msotra anreo zay tonga👏mbola 1 @9 no vita ko mi...
15/10/2025

Paix🖐️misaotra an'i Jeso tamin'ny vita androanyt@fampiakarana ny Ferme🙏☝️msotra anreo zay tonga👏mbola 1 @9 no vita ko mitohy rapitso Alakamisy@8 ora indray ny fotonantsika...ndao hiara-hientana isika rehetra ô💯miandry anao Jesô...hoan'izay tsy afaka de afaka manohana sy ny goutE fa somary mafimafy ilay asa🙏🙏samy hotahin'Andriamanitra e🙏🙏

14/10/2025

Fiadanana e🖐️rapitso maraina ny fotonatsika fiangonana rehetra hapiakatra ilay ferme ko dia manentana antsika rehetra ho tonga na lahy na vavy🙏🙏miandry sy manantena antsika ny Tompo

"Mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo" I ᴋᴏʀ 15 : 58b 𝗜𝗦𝗔𝗡-𝗞𝗘𝗥𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗦𝗬𝗡𝗢𝗗𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗧SI𝗔𝗧𝗥𝗔𝗦𝗢𝗔Hifamotoan...
02/10/2025

"Mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo" I ᴋᴏʀ 15 : 58b

𝗜𝗦𝗔𝗡-𝗞𝗘𝗥𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗦𝗬𝗡𝗢𝗗𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗧SI𝗔𝗧𝗥𝗔𝗦𝗢𝗔

Hifamotoana indray isika SP25 ny:
🗓️ 10-11-12 Oktobra 2025
👉Eny Edena (Randzavola)
👉Indro Zaraina amintsika ny fandaharam-potoana,
👉Tongava maro eee



🙏🙏

🖐️Fiadanana e🖐️👉Misaotra an'i Tompo fa vita soamatsara ny ivon'ny fankazana an'Andriamanitra noho ny faha 150 taona ny f...
17/07/2025

🖐️Fiadanana e🖐️
👉Misaotra an'i Tompo fa vita soamatsara ny ivon'ny fankazana an'Andriamanitra noho ny faha 150 taona ny fiangonana tamin'ny Asabotsy sy Alahady lasa teo🙏
Misaotra tamin'ny fiaraha-mientana tsika rehetra👏
📢Eto tsika zao📢📢Ndao hiaraka hiezaka ny @ fanafoana isika rehetra e🙏🙏
👉Miantso ny zanaka am-pielezana rehetra hiara-hifanohana fa kely sisa☝️💯Hotahian'Andriamanitra atrany isika rehetra🙏🙏

☝️Iray isika...iray fiderana☝️👉Amboaro dien'izao ny fotoana a📝💯🎤
17/05/2025

☝️Iray isika...iray fiderana☝️
👉Amboaro dien'izao ny fotoana a📝💯🎤

Aza adino ny fotoana iarahatsika  .rapitso @6 ora ao
03/08/2023

Aza adino ny fotoana iarahatsika .rapitso @6 ora ao

01/07/2023

Fiadanana e👋aza adino ny fiombonam-piderana rapitso any apiengonana a🙏🙏
@8 ora maraina ny fanompoampivavahana
@2 ora tolakandro ny antsam-panahy iombonana antokom-pihira ny oniversite rehetra👍

08/06/2023

Romana 10 : 17

" Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy "

07/06/2023

Joba 22: 21

" Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana;
Izany no hahatongavan'ny soa aminao "

01/06/2023

Toetra tokony ananantsika Kristiana 🙏

💥
28/05/2023

💥

Address

Vers Mahasoabe
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Kristy Fihavaozana Ambatotsidikaina Andrainjato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share