Sempama NOSY HAUTE Matsiatra

Sempama  NOSY HAUTE Matsiatra Syndicat ny mpampianatra ao anatin'ny region Haute Matsiatra

Lundi de Pentecôte Sempama Nosy Haute Matsiatra.Vohiboay Ambalavao. Velona hatrany , miaina ara-dalana.Mbola eto foana ,...
26/05/2026

Lundi de Pentecôte Sempama Nosy Haute Matsiatra.
Vohiboay Ambalavao.
Velona hatrany , miaina ara-dalana.
Mbola eto foana ,ary mbola ho eo foana mandrapaha foana ny MEN.
VIVE LA SOLIDARITÉ . 💪👊👍♥️

Notontosaina ny zoma 27 febroary 2026 tao CEG talata ampano district ny vohibato zap talata ampano ny fifampiarabana tra...
28/02/2026

Notontosaina ny zoma 27 febroary 2026 tao CEG talata ampano district ny vohibato zap talata ampano ny fifampiarabana tratry ny taona vao2 teo amin'ny mpikambana SEMPAMA NOSY Haute Matsiatra izay notronon'ny birao Nasionaly sy ny birao Regionaly ary ny birao Distrikaly sy ireo mpikambana mavitrika. Makasitraka antsika rehetra.
Mitohy hatrany ny asa ary mbola mijoro hatrany ny sempama ny nosy na teo aza ny rivo-doza GEZANI.

Concertation Syndicale Ambohimahasoa . Makasitraka antsika mpanabe tonga namaly ny antso Ary misaotra ihany koa ny birao...
26/02/2026

Concertation Syndicale Ambohimahasoa . Makasitraka antsika mpanabe tonga namaly ny antso
Ary misaotra ihany koa ny birao nationaly sy ny birao regionaly sempama nosy HM ary ny mpikambana rehetra tsy akanavaka.

Ny Ekipa ny sempama-Nosy Haute Matsiatra dia faly miarahaba antsika mpampianatra sy mpanabe ,namana tsy tapaka,... tratr...
02/01/2026

Ny Ekipa ny sempama-Nosy Haute Matsiatra dia faly miarahaba antsika mpampianatra sy mpanabe ,namana tsy tapaka,... tratry ny taona vao2 2026. Samia ho tahin'A/tra aby isika ka hahita fahombiazana mandritra an'ity taona 2026 ity.
" Masina ny Tanindrazana rehefa masina ny fanabeazana ka omena hasina ny mpanabe."

NY EKIPA NY SEMPAMA NOSY HAUTE MATSIATRA DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY FETIN'I NOELY. MIRARY SOA DIA MANA...
25/12/2025

NY EKIPA NY SEMPAMA NOSY HAUTE MATSIATRA DIA FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY FETIN'I NOELY.
MIRARY SOA DIA MANAOVA FETY SAMBATRA HO AN'NY MPAMPIANATRA MPANABE MANERANA NY NOSY. 🎁🌲🎁🌲🌟🌟

JOURNEE DE SOLIDARITÉ.SEMPAMA NOSY HAUTE MATSIATRA A ANDRANOMAFANA MANKASITRAKA NY EKIPA REHETRA MANERANA NY CISCO 7( an...
01/12/2025

JOURNEE DE SOLIDARITÉ.
SEMPAMA NOSY HAUTE MATSIATRA A ANDRANOMAFANA MANKASITRAKA NY EKIPA REHETRA MANERANA NY CISCO 7( antennes+ SG+BR) sy ny VICE PRESIDENT NATIONAL

" TARANAKY NY VY TSA MBA MANDAVENONA "

Address

Independance
Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sempama NOSY HAUTE Matsiatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Sempama NOSY HAUTE Matsiatra:

Shortcuts

Share

Category