Mpanazava FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Mpanazava FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo Hanabe sy hanolokolo ary handray anjara amin'ny fampivelarana ny maha-olona feno ny zazavavy.

Manimanitra lasy izy izany😍⛺🏕️
31/07/2026

Manimanitra lasy izy izany😍⛺🏕️

Vitasoa ny tournoi mafy Be, izay nokarakarain'ny SAMPATI Fjkm Antso Mahatoky Fenoarivo, Komity Faha 25 taona.lasan'ny MA...
21/07/2026

Vitasoa ny tournoi mafy Be, izay nokarakarain'ny SAMPATI Fjkm Antso Mahatoky Fenoarivo, Komity Faha 25 taona.

lasan'ny MAH_SPORT ny

Mankasitraka sy mankatelina r'ise isany:

Equipe : ,

Ny Mpitandrina - Randria Malala
Ny komitim-pivondronana, fmt2s, Mpiandraikitra, ny RAD, ny Beazina.
Ny komitin'ny terrain, kianja Fenosoa Fenoarivo
Ny FIP
sy ireo olona rehetra nandray anjara na alavitra na akaiky♥️♥️

Misaotra betsaka♥️

Tonga Ilay nandrasana 📢📢 final coupe du monde   Vs   Iza no maka an'iza?? 🏆Tsy ambakany izany koa ny final tournoi mafy ...
17/07/2026

Tonga Ilay nandrasana 📢📢 final coupe du monde Vs
Iza no maka an'iza?? 🏆

Tsy ambakany izany koa ny final tournoi mafy be ⚽⚽🏆 Amin'ny 2 ora
📍Kianja Fenosoa Fenoarivo
📆 19 Jolay 2026
‼️paf: 1.000ar

(Sakamainty) # (Ambohimiarina)

Iza no champion tournoi mafy be K25 SAMPATI Antso Mahatoky Fenoarivo??

👉tongava maro‼️

Hanao aona ny lalao retour Amin'ny alahady 12 Jolay 2026, baolina boribory⚽⚽📢Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara demi f...
08/07/2026

Hanao aona ny lalao retour Amin'ny alahady 12 Jolay 2026, baolina boribory⚽⚽📢

Misaotra ny Tompo fa vita soamatsara demi final Aller ny tournoi mafy be⚽

score aller:
‼️ : 1 VS (Sakamainty) : 4
‼️ : 0 VS : 1

tongava maro🏆⚽📢📢

📢🏆⚽Tournoi mafy be, match de défi karakarain'ny Komity Faha 25 taona SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo, ROIMEMY MAHA...
02/07/2026

📢🏆⚽Tournoi mafy be, match de défi karakarain'ny Komity Faha 25 taona SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo, ROIMEMY MAHARITRA ⚽

Demi final Aller
📆 05 Jolay 2026
📍Kianja Fenosoa Fenoarivo

( Fenoarivo) VS (Saka Mainty)
(Ambohimiarina) VS (Ambohidrazana)

Tongava maro📢📢

Miomana sahady ry zareo ♥️✨
11/06/2026

Miomana sahady ry zareo ♥️✨

📣 𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔 𝗗𝗔𝗛𝗢𝗟𝗢 𝗥𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢! 📣
Taratasy ofisilay: https://drive.google.com/file/d/1zwDAPtKV9xXf5R9OTIAalJfyQkSqgp07/view?usp=sharing
👩‍🦰MPANAZAVA ve ise? 👨‍🦰 TILY ve ise?

Aza adinoina fa araka ny tetiandro dia hiroso amin’ny hetsika hiraisana isika, izay ahitana:📖 Fifaninanana Soratra Masina,📢 ny Filazantsara ary ny

Hetsika lehibe sy manan-danja ho an’ny Mpanazava sy Tily eto amin'ny Faritany Analamanga Atsimo izy ity, koa ampahafantaro ny mpiray fivondronana amin'iSe mba hahafahan’ny rehetra mandray anjara sy miara-mientana.

📅 Daty : 04 Jolay 2026
📍 Toerana : Terrain Ambohijanaka Gare
⏰ Fotoana : Manomboka amin’ny 09:00 maraina

🙏 Aoka hazoto amin’ny asa tsara mandrakariva isiaka 🙏







🚩📖

01/06/2026

Sombiny tantara niainana nandritra izay 25 taona izay...

Efa nandalo tato Amin'ny SAMPATI vé ise? mentionneo ao Amin'ny commentaire ny mpiray tarika, enina, sokajy, fokonolona...?

Jobily 25 ème SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

ROIMEMY MAHARITRA 🫶♥️

Soli deo GloriaIvon-Jobily faha-25 taona SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo Mankasitraka ny rehetra , Mpitandrina miv...
31/05/2026

Soli deo Gloria

Ivon-Jobily faha-25 taona SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Mankasitraka ny rehetra , Mpitandrina mivady, Komity 25, kp, mp, Beazina , RAD, n'y Sampana sy fikambanana eto anivon'ny fitandremana♥️

Misaotra an'ise izahay♥️

✨SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo mankalaza ny Jobily faha-25 taonany💛💚Efa nandalo tato Amin'ny Sampana vé ise? Nam...
28/05/2026

✨SAMPATI FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo mankalaza ny Jobily faha-25 taonany💛💚

Efa nandalo tato Amin'ny Sampana vé ise? Namana sy tapaka, mpiara- Manompo...🫶
Faly manasa an'ise izahay hiaraka hidera sy hankalaza an'Andriamanitra noho izao Ivon-Jobily 25 taona izao,

📆31 mai 2026
⏰09h00
📍FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Fitsidihana ny Temple Xizu Andranovelona ⛩️🏯Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026. 🫂Omaly 10 janoary 2026.Tily FJKM ...
11/01/2026

Fitsidihana ny Temple Xizu Andranovelona ⛩️🏯

Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026. 🫂

Omaly 10 janoary 2026.

Tily FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo

Address

Fenoarivo
ANTANANARIVO102

Telephone

0330763271

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share