ZIONA Firaisana Analanjirofo

ZIONA Firaisana Analanjirofo Église International du Royaume de Dieu

20/09/2025

TSY NATOKANA HO RESY IANAO.
HENOY KELY ANGE!

Aza adino fa mbola misy fivorim-bavaka  isika rehefa avieo  ao  @  Sahavola_ Fenerive
19/05/2024

Aza adino fa mbola misy fivorim-bavaka isika rehefa avieo ao @ Sahavola_ Fenerive

AZA MANAIKY ENTIN'NY FO FA ALEO MBA NY SAINA NO MITONDRA NY ZAVATRA REHETRA EO @ FIAINANAO.TSY MORA NY MIAINA SATRIA FEN...
18/05/2024

AZA MANAIKY ENTIN'NY FO FA ALEO MBA NY SAINA NO MITONDRA NY ZAVATRA REHETRA EO @ FIAINANAO.

TSY MORA NY MIAINA SATRIA FENO LESONA TSY AMPOIZINAO AO, EO NO ILANA FITONIANA SY FITIAVANA.

TSAROVY FA JESOSY NO NIANTSO ANAO FA TSY OLONA, AZA MANAIKY FATORAN'NY RATRA FA NDANA RESEO @ SOA NY RATSY IZANY NO MAHA KRISTIANA ANTSIKA, MIFEHY ZAVAMISY FA TSY FEHEZIN'NY ZAVAMISY.

30/08/2022

AZA MANDANY FOTOANA MITANISA NY LASA RATSY NAO , FA MANAPAHA HEVITRA HIOVA.
MBOLA POSSIBLE @ NAO NY HO LASA LAVITRA.
MITSANGANA TOHIZO NY DIA FA RAHA MBOLA VELONAINA DIA MISY AZO ANTENAINA FOANA.

01/08/2022

Address

King Of God
Fenoarivo Atsinanana
509

Telephone

+261329935139

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZIONA Firaisana Analanjirofo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ZIONA Firaisana Analanjirofo:

Share