Fikambanana Zanaky ny Distrikan'Faratsiho eto Madagasikara

Fikambanana Zanaky ny Distrikan'Faratsiho eto Madagasikara Fampivondronana ny Zanaky ny Distrika ny
Faratsiho faritra Vakinankaratra manerana ny Madagasikara

Faly miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika Faratsiho manerana ny Madagasikara tratry ny taona vaovao 2023.Ho taon...
01/01/2023

Faly miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika Faratsiho manerana ny Madagasikara tratry ny taona vaovao 2023.
Ho taona feno fahasoavana, ho atsika rehetra anie ity taona ity.

ITy taona 2023 ity koa no hanangana ny Fikambanana ZDFM Zanaky ny Distrika Faratsiho eto Madagasikara koa enga anie mba hitondra fahombiazana hoan'ny Fikambanana ity 365 jours ny 2023 ity.
Samy ho tahin'Andrialanitra 🙏

Miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika ny Faratsiho eto Madagasikara tratry ny Noely2022🎄♥️Mirary soa ho anao sy n...
25/12/2022

Miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika ny Faratsiho eto Madagasikara tratry ny Noely2022🎄♥️
Mirary soa ho anao sy ny ankohonanao ary mankahery ireo lavitry ny havana, (fianakaviana) sy ireo anatin'ny tsy fahasalamana.
Mirary soa ho antsika ho feno fitahiana sy fahasoavana ary Fitiavana🎀
Samy ho tahin'Andriamanitra🙏

Faly miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika Faratsiho manerana ny Madagasikara izay mahita ity pejy ity indray 💫.V...
27/11/2022

Faly miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika Faratsiho manerana ny Madagasikara izay mahita ity pejy ity indray 💫.
Voalohany dia misaotra anareo rehetra izay naneho hevitra sahady mikasika ny Fikambanana ka eto aho dia hamaly sy hitondra fanazavana fohy fohy mikasika ny fanotaniana avy aminareo sy ny tanjon'ny Fikambanana.

1- Ny fikambanana ZDFM (Zanaky ny Distrika Faratsiho eto Madagasikara) dia fikambanana tsotra tsy ahazoam-bola.

- Ny panorina dia Zanaky ny Distrika Faratsiho mazava ho azy hofatatsika eto tsy ho ela.

-Tsy manao politika ny fikambanana, tsy miditra ary tsy azo hampidirana resaka politika.

-Manana tanjona hampivondrona sy hampiray hina ireo olona avy any amin'ny distrika Faratsiho miely manerana an'i Madagasikara.

-Ny fikambanana dia hijoro aradalana (arapanjakana) fa tsy mijanona eto anivon'ny tambajotra serasera fotsiny iany.

-Anisa'ny tanjony ny hitondra fifanohanana ho an'ny isam-batan'olona sy ny tanana ary ireny havana piray distrika sahirana sy mila tolotanana anaty tsy fahasalamana sns ireny.
Sationany iany ireo fa maro ny vina kasain'ny fikambanana hitondrana anjara biriky koa manentana antsika rehetra ary hiara dia aminay.

Izay ary no fizarana tsotsotra ho aminy anio fa mirary soa ho atsika rehetra ho aminy manaraka indray.

Miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika Faratsiho eto manerana ny Madagasikara.Nosokafana ity pejy ity mba hampivon...
21/11/2022

Miarahaba antsika rehetra Zanaky ny Distrika Faratsiho eto manerana ny Madagasikara.

Nosokafana ity pejy ity mba hampivondronana antsika eto anivon'ny tambajotra serasera Ary ny Fikambanana Zanaky ny Distrika Faratsiho eto Madagasikara dia hoajoro tsy ho ela ao Faratsiho sy eto Antananarivo. Koa manasa anao ary hizara ity pejy ity aminy namana rehetra avy aminy Distrika Faratsiho.
Mankasitraka.

Address

Faratsiho
114

Telephone

+261330395290

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana Zanaky ny Distrikan'Faratsiho eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fikambanana Zanaky ny Distrikan'Faratsiho eto Madagasikara:

Share