Kabaro à Fenerive-Est

Kabaro à Fenerive-Est Ity pejy ity dia natao hampahafanarana ny zava-misy sy ireo vaovao tsara ho fantatra eto Fénérive-Est sy ny manodidina

Tsy Manampesotse 🇲🇬🤍❤️💚🇲🇬 Le paysage Mahafaly est un hotspot de la biodiversité mondiale. Ce paysage est une sub-écorégi...
08/09/2024

Tsy Manampesotse 🇲🇬🤍❤️💚🇲🇬

Le paysage Mahafaly est un hotspot de la biodiversité mondiale. Ce paysage est une sub-écorégion qui regroupe toutes les richesses de la forêt sèche du sud-ouest de Madagascar. Le paysage Mahafaly possède un taux d’endémicité floristique de 95%, le plus élevé de Madagascar.
Avec le Parc National de Tsimanampesotse, la Réserve Naturelle d’Amoron’ny Onilahy et le Parc National Marin de Nosy Ve Androka, sont les principales aires protégées du paysage Mahafaly.
Sud Madagascar 🇲🇬🤍❤️💚💚

Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika jiaby!!!!
08/09/2024

Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika jiaby!!!!

BatilazyMadagascar 🇲🇬♦️Fomba fitaterana entagna ho agny
22/07/2024

Batilazy
Madagascar 🇲🇬

♦️Fomba fitaterana entagna ho agny

Mirary soa ho an'ireo zandry, zanaka izay hiatriky ny fagnadinam-panjakana baccalauréat amin'ity herinandro ity.
22/07/2024

Mirary soa ho an'ireo zandry, zanaka izay hiatriky ny fagnadinam-panjakana baccalauréat amin'ity herinandro ity.

I Baba sy i Niny.Nahitako masaondro.Zagnahary ambonin'ny Tany.Karaha fenerivo, agnisany naha ôlogno anahy.Ainga anie ho ...
14/07/2024

I Baba sy i Niny.
Nahitako masaondro.
Zagnahary ambonin'ny Tany.
Karaha fenerivo, agnisany naha ôlogno anahy.
Ainga anie ho samby tsara lalandava atsika jiaby.

♦️FANAMBANAGNA na FANDAMBANAGNAAgnisany tegna mampiasa fandambanagna ny Betsimisaraka indrindra fa agny ambanivôlo. 📌Tsy...
09/07/2024

♦️FANAMBANAGNA na FANDAMBANAGNA

Agnisany tegna mampiasa fandambanagna ny Betsimisaraka indrindra fa agny ambanivôlo.

📌Tsy mampiasa latabatra koa fa ihinaña fa io " fanambanaña " io dia mahasolo ananjy . Vilariña ny tsihy sy fañambaña ary apetraka ambôny ny vary avake ny rô.

Mazava ho azy fa tsy mampiasa seza ny finanaña amin'ny fanambanaña.
Sary nindramiña .

Mamelona Olivère Keni  : '' Raha mitovy fomba fijery atsika amin'ny fikatsahagna ny tombotsoa hiombonagna, Mino zaho fa ...
07/07/2024

Mamelona Olivère Keni : '' Raha mitovy fomba fijery atsika amin'ny fikatsahagna ny tombotsoa hiombonagna, Mino zaho fa hivoatra amin'ny tsaratsara kokoa i Fenerivo''.

Mbolatsara atsika jiaby e!♦️Amin'ny maha "Mpiasa Sosialy" ny tegnako Mamelona Olivère Keni  izay efa nahazatra ary tohiz...
05/07/2024

Mbolatsara atsika jiaby e!

♦️Amin'ny maha "Mpiasa Sosialy" ny tegnako Mamelona Olivère Keni izay efa nahazatra ary tohizako isan'andro isan'andro ny fagnampiagna ny mpiarabelogno aminahy na akaiza na akaiza.

♦️Niniany, no nitondrako anjara biriky hely ho valimbabiagna hoan'ny Notre Dame de Lourdes Fenerive-est, sekoly nagnabe , Naha ôlogno.

📌Nitondra fagnomiazagna hely izay voatsirambin'ny tagnagna ho an'ireo zandry hagnala fagnadinagna baccalauréat 2024.

Hifagnampy antsika amin'ny sehatra maro mbo ho tombotsoan'ny Fenerivo.

♦️Tonga nanome voninahitra ny tournoi izay nokarakarain'ny Section Basket-ball teto Fénerive-Est ny zanak'i Fenerive Mam...
26/06/2024

♦️Tonga nanome voninahitra ny tournoi izay nokarakarain'ny Section Basket-ball teto Fénerive-Est ny zanak'i Fenerive Mamelona Olivère Keni izay mpandraharaha no manampahaizana manokagna momban'ny Asa sosialy....

♦️ Namafisiny nandritra izany fa dingana tsy maintsy atao n'y hagnatsaragna ireo fotodrafitrasa ahafahan'ny tanora manao fanatanjahantena eto Fenoarivo Atsinanana mba hanagnana tanora vanona...

♦️Ankoatra ny fanotronana, nanolotra ireo amboara ho an'ireo izay mendrika sy ny tompondaka ihany koa I KENI

Tonga nanome voninahitra ny tournoi izay nokarakarain'ny Section Basket-ball teto Fénerive-Est ny zanak'i Fenerive Mamel...
26/06/2024

Tonga nanome voninahitra ny tournoi izay nokarakarain'ny Section Basket-ball teto Fénerive-Est ny zanak'i Fenerive Mamelona Olivère Keni izay tanora mpandraharaha no manampahaizana manokagna momban'ny Asa sosialy....

♦️Namafisiny fa mila tosika sy fagnampina ny tanora izay ho avin'ny firenena ahafahana magnatsara ny tanagnan'i Fenoarivo Atsinanana...

♦️Fanamaby apetraka ny hagnatsaragna ireo fotodrafitrasa ahafahan'ny tanora manao fanatanjahantena..

❤️       ,😋😋
17/06/2024

❤️
,😋😋

Famantarañandro malagasy betsimisaraka (Añalanjirôfo) - 00h00: Sasakaliñy- 01h30: Mañeno sahoño- 02h30: Môdy ampamosavy ...
05/06/2024

Famantarañandro malagasy betsimisaraka (Añalanjirôfo)

- 00h00: Sasakaliñy
- 01h30: Mañeno sahoño
- 02h30: Môdy ampamosavy
- 03h00: Mañeno akôho tökaña
- 03h30: Mañeno akôho
- 04h00: Mivoaka lakintambe/Môdy ampagnano gaogno
- 04h30: Mañeno fitatra
- 04h40: Miraizava
- 04h50: Mandraindraindahy
- 05h00 : Kiaka andro
- 06h00: Mipoa-masöva
- 07h00: Hömam-baomafana
- 07h30: Mandêha añatiala ôlo
- 09h00: Makatra andro
- 10h-12h: Antoandro
- 11h- 12h30: Antoandrolahinjañahary
- 12h00: Mitataolöha
- 13h30: Mihilaña andro
- 14h30: Miheñy andro, vaky heñy
- 15h30: Fölakandro
- 16h00: Mañeno monjo, Môdy ôlo avy añatiala
- 16h40: Mirêfarêfa masöva
- 17h00: Tsôfotro andro
- 17h30: Maizim-bodiahitry
- 18h00: Harivariva
- 18h30: Izôvy iñy izôvy iñy
- 19h00: Giko andro , rakotro iziñy
- 19h30 Hömaña andro aliñy
- 20h00: Mandry zaza
- 20h30: Avy hömaña andro aliñy
- 21h30: Mandry ôloño
- 22h00: Manara vodivilagny
- 23h00: Miboaka ampamosavy
- 00h00: Sasakaliñy

NB: finoantsika miandalaña, izay mbola tsy tafiditra sy ny ora!

✍️Elisé Romuald
📸 :

Address

Fenerive-Est
Fénérive-Est
509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kabaro à Fenerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share