Fandrogno Maintso Analanjirofo

Fandrogno Maintso Analanjirofo Sehatra iharamidinika n'y ZOn'Olombelona s'y ny tontolo ihainana

Je fête mes 4 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
04/03/2026

Je fête mes 4 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

21/10/2025

ANTOKO MAITSO
TONTOLO IHAINANA TSY
HO FOANA MIHITSY
NY FANANTENANA

21/10/2025

Ry vahoaka MALAGASY n'y Tontolo ihanana MIRINDRA no antoka mba hivelomany zavamananaina
misy dikany daholo izao rehetra izao arovy ,tandrony,n'y hoaviny taranaka

21/10/2025

NA INONA NA INONA HAFA MIHITSY NY TALOHA TENA MARINA

FANGATAHAMPIOVANA :
N'y Fokontany no Fototra ihaingana
a)fidina amin'ny fomba aradalana n'y tena solontenambahoaka
b)atao mpifidy lehibe mivoaka marina eny ifotony (grand électeurs)
C)mandray vola Ary miasa feno mandritra n'y 4 taona avaozona indroa ihany
misy Mpiasa 4 isampokontany olomboafidy 2 de misy ôlo tendrena 3 mpitahiry vola,fandriampahalemana tsy adino

Foanana TANTERAKA n'y Maire,n'y mpanolotsaina
soloana ho CANTON ihany no aho de n'y État civil de n'y mpitandro filaminana no atao ao

mandoha HETRA daholo n'y feno 18 taona fa manomboka @ 21 taona izy raha mianatra n'a tsy mihanatra vao sazina raha tsy mahadiso voahefa

mila fantatra n'y isany Malagasy rehetra Ary tsisy olona atao tsy ho vohaisa izany

tsy mandray vola atramin'ny kely indrindra n'y Fokontany fa manao sonia fotsiny

05/10/2025

FANAMlBARANA
Araka n'y hita maso sy tsy azo idovirana rehefa nandinika lalina ka nanapakevitra fa Androso hevitra entina anasoa n'y Firenena ka ialana amin'izào CRISE miverimberina izao dia
1)n'y tsy fahalalana n'y tena isany Malagasy mba andrefesana n'y tiankatao
2)n'y tsy fanana tondronketra mazava tokony handoha HETRA daholo n'y lohanolona feno 20 TAONA
3)nidraminay n'y teny lazainy Tia Tanindrazana hoe mila informatigena daholo eny ifotony manomboka@ COMMINE
4)tsy maintsy olona nihaina tao anaty ANTOKO ka NATOLOTRY n'y ANTOKO ary voamarina tamin'ny fintantanana nataony tao anatin'izany ANTOKO izany eny fa n'a tsy mpitarika aza izy fa mpikambana manana traikefa ara-politika no arotsaka ho FILOHA
5) omena sehatra ny n'y rafimpiarahamonina rehetra
*Atenimiera doholona amin'ny alalan'ny taona ,traikefa,tsy misy karama raikitra fa indemnités
*Solombavambahoaka,amin'ny alalan'ny fifidianana,mihaina sy mipetraka ao distcte nahalany azy tsy ampirafesina amin'ny asampanjakana, NATOLOTRY n'y ANTOKO n'a fiharamonimpirenena ARA-DALANA miasa oa amin'ny Districte ,omena tamby karama ,dia omena fanohana fa tantaniny Fanjakana haty ifotony
____omena eto n'y tapany faharoa

sary mampiseho endrimpiarahamonina arindra n'y mpitarika ho lasa Hery hentina sy hampitraka n'y fivoaran'ny fomba FIAROV...
07/08/2025

sary mampiseho endrimpiarahamonina arindra n'y mpitarika ho lasa Hery hentina sy hampitraka n'y fivoaran'ny fomba FIAROVANA anomezana andraikitra mazava Ary tsy anavahana finoana,fomba,firehankevitra,maha lahy n'a mahavavy
TONTOLO IHAINANA NO RESAKA ETO SY NY FIVOARANA ARY NY ZO IFANDROGNONO

07/08/2025

SALAMA FINARITRA TOMPOKO
MALAGASY IZAHAY IANAO ISIKA IZAO
MALOKA NY LANITRA ARY MIOVAHOVA BE TSY MARINTOERANA NY MBA FITSOKANY RIVOTRA SEMPOTSEMPOTRA NY KILONGA SY NY ZAMADINIKA ARY NY TSAIKY SY NY HAJÀ
ISIKA RAYAMADRENY RAHA ANONTANIANA DE TSISY RAHA,ATO EI,TSARAFO,MAVOMAVO LAHY,JEI JEI
DE MBA NANATONA TOMPONANDRAIKITRA SAO MBA DE HOY IZY TSY AVY AMINAY ARY TSY HO AFAKA ANOATRA NY TENAKO NOHO NY ZAVAMISY MISY OLOHAFA INDRAY MILAZA OLO TSY FANTATRA FA MBÔ MAMETRAHA HELY IANAO DE IZAY TSY AFAKA MIALA AMINJAVADREHETRA IO
NY MILAZA NY ZAVAMISY MARINA DIA METY AHAFATY MIHITSY NA AMPIGADRA ARY HAHARATSY NY TENA FIHARAHAMONINA
RAHA ITORY NY ITORINA AZA DIA OLANA RAHA MIGADRA AZA NY TORINA DIA NYMITOVY ASA AMIN'NY ITORIANA DE EO KOA IANAO NO RAISINA
TSIMISY OLONA RATSY ETO FA SAROTRA NY MAHITA OLONA TSARA AMIN'IZAO NA AVY ATY HAMBANY IO KA ATRANY HAMBONY
FA ISIKA REHETRA SAMY TOMPONY ANDRAIKITRA ETO HO TOIZANA AO ANATY COMMANTAIRE
MASINA NY TE HIVELONA ETO HAMBONY TANY

15/03/2025

Ho antsika olombelona eto D**o
Mila misafidy isika n'a ataon'olona
Hoe MANDROSO isika
N'a isika mihitsy no ndao
ANDROSO

NY FIKAMBANANA FANDROGNO MAITSO ANALAJIROFO DIA MISEHATRA @ FIAROVANA NY TONTOLO IHAINANA SY NY ZON'OLOBELONAKA ANTONY N...
14/03/2025

NY FIKAMBANANA FANDROGNO MAITSO ANALAJIROFO DIA MISEHATRA @ FIAROVANA NY TONTOLO IHAINANA SY NY ZON'OLOBELONA
KA ANTONY NANEDRENA NY FILOHAN'NY HIATRIKA NY FIOFANANA
T E A T R.E F O R O M

FIOFANANA NOTARIHINY COMPAGNIE MIANGALY THÉÂTRE NANDRITRA Y TELO ANDRO TATO ANATINY TOBINTOERAN'NY ALA AROVANA VAOVAO TA...
14/03/2025

FIOFANANA NOTARIHINY COMPAGNIE MIANGALY THÉÂTRE
NANDRITRA Y TELO ANDRO TATO ANATINY TOBINTOERAN'NY ALA AROVANA VAOVAO TAMPOLO

08/03/2025

NY ZO TOMPOKO DIA MITOVY FA ATY AMINAY EFA NY VEHIVAVY NO MITARIKA ARY RENY NY ANAY TSY MISY ATAHORANA
FA NY FETY INDRAY ATAO 8 MARS

Address

Fenerive-Doane
Fénérive-Est
C/P509

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fandrogno Maintso Analanjirofo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fandrogno Maintso Analanjirofo:

Share