Tily Faritany DIANA

Tily Faritany DIANA Pejy ofisialy ny Tily Diana

17/06/2026
⚜️MPIANDALANA SAMPANA MENA⚜️SAMPANA MENA FARITRA DIEGO hanatanteraka RODORODO ny 19-21jona 2026 hoavy izao Diego 🏃 Joffr...
16/06/2026

⚜️MPIANDALANA SAMPANA MENA⚜️

SAMPANA MENA FARITRA DIEGO hanatanteraka RODORODO ny 19-21jona 2026 hoavy izao
Diego 🏃 Joffre ville

👉 Programme :
Fiaingana 19 jona eo @ Lycée FJKM TANINKETSA. RDV @08 Ora alina

🗓️21 Jona visite Parc Montagne d'ambre
Miafara @ sakafo Agapé

Saran-dasy Beazina Mamelon-tena Isam-pokonolona sy Isam-pivondronana

Mp 5000Ar vary 3kp
FILOHA 10000 vary 3 KP
Visite Parc 3000Ar


"Ataovy Mpianatra ny firenena rehetra" Mat 28: 29bSAMPANA MAVO FARITRA AMBILOBE Ny Sampana Mavo Faritra Ambilobe dia han...
16/06/2026

"Ataovy Mpianatra ny firenena rehetra" Mat 28: 29b

SAMPANA MAVO FARITRA AMBILOBE

Ny Sampana Mavo Faritra Ambilobe dia hanatanteraka HAZA LEHIBE ny Asabotsy 27 Jona 2026 ao amin'ny Sekoly Lycée Mixte Ambohijery Laidama.

👉Fahatongavana Zoma 26 Jona Alina eo @ FJKM Laidama.
Saran-dasy Beazina 2000Ar
MPIANDRAIKITRA 3000Ar
FILOHA 5000Ar

VITAO ALOHA VAO MIHORAKA



MPANAZAVA ⚜️TILYFANEKENA MPIANDRAIKITRA ⚜️ FANOLORANA TONIA Misoatra an'Andriamanitra lehibe fa Tanteraka ny Fanekena MP...
15/06/2026

MPANAZAVA ⚜️TILY
FANEKENA MPIANDRAIKITRA ⚜️ FANOLORANA TONIA

Misoatra an'Andriamanitra lehibe fa Tanteraka ny Fanekena MPIANDRAIKITRA sy fanolorana Tonia ny Alahady 14 Jona 2026 tao amin'ny FJKM ANTSERANANA FAHAZAVANA (Fiv I)

Mirary soa anareo amin'izao andraikitra lehibe noraisinareo izao Ary mahefà be mandrakariva🙏



⚜️ FANEKENA MPIANDRAIKITRA SY FANOLORANA TONIA "Ataovy Mpianatra ny firenena rehetra" Matio 28: 19bMisoatra an'Andriaman...
09/06/2026

⚜️ FANEKENA MPIANDRAIKITRA SY FANOLORANA TONIA

"Ataovy Mpianatra ny firenena rehetra" Matio 28: 19b

Misoatra an'Andriamanitra isika fa Mbola nisy Mpiandraikitra vonono hatrany ho amin'ny asa fanabeazana niantsoana azy

👉Fifaliana hoan'ny FIVONDRONANA VOALOHANY (Fiv: I) ny manasa antsika rehetra hifanotrona amin'ny namantsika izay hanatanteraka fanekana Mpiandraikitra sy fanolorana Tonia.

🙏Aoko samy ahatsiaro am-bavaka azy ireo sy izany fotoana izany isika

🗓️ Alahady 14 Jona 2026
⏰ 09 Ora sy Sasany Maraina
⛪ FJKM ANTSERANANA FAHAZAVANA

Mirary soa ho azy ireo amin'izany fikasana tsara izany



05/06/2026

Shalom Chef

Programa ny hetsika TBR mandritra ny Volana Jona:

•Mandritra ny volana Jona: Mamita fangadiana lavaka vato fototra (Trou de la Fondation)

•20/06/26: Staffs FP any Nosy-Be manolotra Boky Volamena TBR hoany Tily Faritra Nosy-Be

•21/06/26: Staffs FP any Ambanja manolotra Boky Volamena TBR hoany Tily Faritra Ambanja

•27/06/26: Staffs Generaly FP any Anivorano manolotra Boky Volamena TBR hoany Tily Faritra Anivorano sady misy fampiofanana MP sy Filoha ary fihaonana @ KP.

Hampitapitao @ Tily Faritany DIANA

ISAORANA NY TOMPO fa tontosa ny fametrahana VATO FEHIZORO TSANGAM-BATO BIRAO REGIONALY FARITANY TILY DIANA AMBILOBE Foko...
28/05/2026

ISAORANA NY TOMPO fa tontosa ny fametrahana VATO FEHIZORO TSANGAM-BATO BIRAO REGIONALY FARITANY TILY DIANA

AMBILOBE Fokontany SENGALOKO, Asabotsy faha 23 May 2026

voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

⚜️LFTT SAMPANA MAITSO Faritra Ambilobe ⚜️Ho tanterahina ny 29,30,31 Mai hoavy izao ny LFTTT Ato anaty FARITRA AMBILOBE.M...
26/05/2026

⚜️LFTT SAMPANA MAITSO Faritra Ambilobe ⚜️

Ho tanterahina ny 29,30,31 Mai hoavy izao ny LFTTT Ato anaty FARITRA AMBILOBE.

Manentana ny Isam-pivondronana, isan-tsokjy, Ny MP sy TONIA Ary ny Filoha mba ho vonona hiatrika izany.

NB: Mamelon-tena isan-tsokjy

Saran-dasy MP 3000Ar
filoha 5000Ar
Mitondra fitaovam-pilasiana
Baiboly , cahier, stylos.



⚜️ FAMARANANA HTEM ⚜️Isaorana ny Tompo fa nifarana androany ny FANKALAZANA NY HTEM FARITANY DIANA Faritra Diego.Voninahi...
23/05/2026

⚜️ FAMARANANA HTEM ⚜️

Isaorana ny Tompo fa nifarana androany ny FANKALAZANA NY HTEM FARITANY DIANA Faritra Diego.

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany



FANORENANA VATO FEHIZORO Tily Faritany Diana dia hanatanteraka ny  Fananganana  Tsangambato Birao Regionaly izay atao ao...
20/05/2026

FANORENANA VATO FEHIZORO

Tily Faritany Diana dia hanatanteraka ny Fananganana Tsangambato Birao Regionaly izay atao ao AMBILOBE ny 23 Mai 2026 ho avy izao .
Fotoana @ 🕘 09 Ora 30mn maraina
ao @ Fokontany SENGALOKO.
(ANDREFA EPP SENGALOKO)

Manentana ny Mpikambana rehatra, indrindra fa ny ao Antoerana mba ho Tonga.

Address

Diego
201

Telephone

+261322534508

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Faritany DIANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tily Faritany DIANA:

Share