Jeunes Cur_FMMB Diego Suarez

Jeunes Cur_FMMB Diego Suarez Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeunes Cur_FMMB Diego Suarez, Nonprofit Organization, Diego.

Tongava ay, misy numéro ambany io afaka anaovana inscription direct.Misorata anarana ay.
18/08/2026

Tongava ay, misy numéro ambany io afaka anaovana inscription direct.
Misorata anarana ay.

18/08/2026
Eeeeh avy koa araiky ty ay." ATELIER DE VACANCE POUR LES ENFANTS "Vacance Andro ioFanofanana natokana ho an'ireo tsaiky ...
06/08/2026

Eeeeh avy koa araiky ty ay.

" ATELIER DE VACANCE POUR LES ENFANTS "
Vacance Andro io
Fanofanana natokana ho an'ireo tsaiky ireo.
+ de 08 ans no afaka horaisinay anatin'io 2 jours io.
Tongava ay, ento zanakao

Aiza antsika jiaby eeeee.Navy bakany raha ty, tsara izy ty ay kay anao fekiny iandrasana tavela @'azy ty.Anao sady tsy b...
01/08/2026

Aiza antsika jiaby eeeee.
Navy bakany raha ty, tsara izy ty ay kay anao fekiny iandrasana tavela @'azy ty.
Anao sady tsy be vola lany sady tsy be fotoana lany fa zah mahatoky fa mahay anao mivoaka avy ao.
Toerana : AMBIÔ AFAFY (BIBLIOTHÈQUE CHRÉTIEN) akaikin'ny FJKM ANTSERANANA eo ihany.

Rdv 09h ( matin ) @ Mercredi le 05 août ho avy izao.
Efa tsy mitondra rah fa eky nao ankoatra 20.000 Ar sy Stylos ary Cahier Kely angalanao note Kely.

Tongava eeee

Soafeno,Isaorako JESOA fa tanteraka R.C.F izay natao androany ty ka Mendrika ho deraina ny TOMPO.Hafatra :1- Mila aterak...
28/07/2026

Soafeno,
Isaorako JESOA fa tanteraka R.C.F izay natao androany ty ka Mendrika ho deraina ny TOMPO.
Hafatra :
1- Mila ateraka indray antsika.
2- Mila mitombo isika ao @'i Jesoa
3- Mila Matotra ara-panahy antsika koa

Eh! Aiza antsika Tanora CUR jiaby, mavia anao hiatrika izao fotoana izao.Aza anao bakany hanao tsy ho avy @'io fotoana i...
27/07/2026

Eh!
Aiza antsika Tanora CUR jiaby, mavia anao hiatrika izao fotoana izao.
Aza anao bakany hanao tsy ho avy @'io fotoana io.

Isaona anao Jesoa fa vita fotoana JEUNE-CUR FMMB DIEGO-SUAREZ.Ny mardi, le 21 juillet 2026, izay tena hita nahafinaritra...
21/07/2026

Isaona anao Jesoa fa vita fotoana JEUNE-CUR FMMB DIEGO-SUAREZ.
Ny mardi, le 21 juillet 2026, izay tena hita nahafinaritra be.

Isaorana Andriamanitra fa vita fotoana JEUNE-CUR izay niarahana t@ ZOKY RIJA ingy, t@ tapany Voalohany : " FANAVAOZANA "...
07/07/2026

Isaorana Andriamanitra fa vita fotoana JEUNE-CUR izay niarahana t@ ZOKY RIJA ingy, t@ tapany Voalohany : " FANAVAOZANA " --- " CHEMIN VERS LA MATURITÉ"
Manasa anao ho avy @ Mardi ho avy io fa mitohy io thème io @ herin'androany ho avy io.
Tonga a eeee

Address

Diego
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes Cur_FMMB Diego Suarez posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share