10/05/2026
🌳 ANY ANATY KINININA INDRAY ZAO ⛔ AO AN'ALAN-KINININA 🌳
(Lavalava ity débat ity fa vakio hatramin'ny farany)
🙏 Naharaisana fitarainana maromaro ity tranga ity. Hitondranay fampianarana.
⚧️ a 🥹 Ampio zahay !
Nampiaraka zah sy ny ankiziko ! De tany anaty kininina, fa any mba mangingina. De niresaka , de nifampiondakondana, de nitakisikisina, de....... Hainareo ee 😌. Kay zahay nisy nanaraka. De nalainy sary. De nalainy vidéo. De aveo zahay itakiany volabe raha tsy zany de aparitany hono. De aveo koa tedaviny iaraka aminazy ko hono za de fafany le vidéo 😭 !
🚨 TRANGA TENA HITA MATETIKA ITONY HO AN'IZAY TSY MAHALALA ARY FOMBA FITADIAVAM-BOLAN'NY SASANY
A. MPIFANKATIA MANAO FIRAISANA ANATY ALA: VOARARAN'NY LALÀNA VE SA TSIA ?
⛔ Eny tompoko ! 🤚
🫂 Ny fanaovana firaisana ara-nofo ( = toerana hitan'ny be sy ny maro, misokatra ho an'ny rehetra, nadia aza) dia voararan'ny lalàna.
Ohatra: toerana fambolen-kazo, ala kininina na kesiky ny oniversite, toerana tsy misy fefy mihidy na miambina.
⚖️ - : Code pénal : Sazy 2 volana h@ 3 taona an-tranomaizina - Lamandy 1 hetsy h@ 9 hetsy ariary.
🚨 Efa nisy tratra tany Mahajanga, Ambohidratrimo, sns....
🤔 NAHOANA NO MAHAVOASAZY ?
🇲🇬 Ny fomba amam-panao dia mbola tsy mirona amin'ny . Heverina ho mivoana amin'ny soatoavina ny toy izany.
🙈 AIZA NO AZO ATAO ?
✓ Any amin'ny toerana mihidy, tsy tazan'ny olon-drehetra.
✓ Anaty trano mitokana.
✓ Toerana privé.
📹 ILAY NAKA VIDÉO/SARY - MANAO MENACE HANAPARITAKA - MITAKY TAMBINY EN NATURE
⚖️ Voasokajy ho heloka izany
, - fa eto dia miova ho: sy izy
⚖️ Code pénal (and 405): sazy 1 taona h@ 5 taona + lamandy
⚖️ Loi 2014-006 (loi sur la cybercriminalité): raha anaty finday sy internet no anaovana azy:
2 taona h@ 10 taona an-tranomaizina - 2.000.000 ar ka h@ 100. 000. 000Ar , : raha manery hanao firaisana mba ho takalon'ny famafana ilay horonan-tsary.
⚖️ Sazy 5 taona ka h@ asa an-terivozona.
🥹 INONA ARY NO TOKONY HATAO ?
❌ , ,
🤤 Tsy hijanona hanao izy rehefa nahazo.
⛔ Ny vidéo fafany dia afaka restauré-na indray.
⚠️ Tehirizo ny porofo azonao: sary, sms, capture d'écran, vocales, sns....
👮♂️ Manatòna ny mpitandro filaminana manao fitarainana.
👮♂️ Mitoria haingana.
(Sary fanehoana)
👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️
©️CIRGN Antananarivo