06/06/2026
Eto amin’ny Kaominina Ambohibary sy Ankazondandy indray ny ekipan’ny Y-MAD no manatanteraka asa fiahiana ny mpiara-belona.
Makasitraka ny Ben’ny Tanana sy ny PDS ary ny mpiara-miasa aminy fa tena mahafinaritra ny fandraisana